manahy aho

1. ratonga ( 08/06/2007 16:55)
http://www.dailymotion.com/related/2844366/video/x1sn84_manahy-aho
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:17
2. Stretch ( 08/06/2007 17:06)
copier coller an timbra an'i Bodo ve le sipa ?
3. melody ( 08/06/2007 17:57)
ratonga: tianao ve ilay hira sa inona no mampanahy anao?:wink:8)
4. ratonga ( 08/06/2007 18:03)
tsara le hira kà!!! sa ahona??:lol:
5. melody ( 08/06/2007 18:19)
Tsara ilay hira ka! 'sary indray mipika fotsiny ve sa fasika...'am-bava homana am-po mieritreritra:-D:-D
6. tess ( 08/06/2007 18:47)
mandefa inspiraka indray i ratonga izany an!:}
7. rafify ( 08/06/2007 18:55)
:-D:-D:-D
8. ratonga ( 08/06/2007 19:35)
lasa embona vé:-P
9. melody ( 08/06/2007 21:00)
ntsôooooo
10. cute ( 08/06/2007 21:07)
ary mba iza wa le vehivavy e!!noheveriko fa i bodo marina t@ 1 any anh!! :?:
11. lazarisaina ( 08/06/2007 21:51)
Manakory avokoa
12. rafify ( 08/06/2007 22:04)
Stretch:

copier coller an timbra an'i Bodo ve le sipa ?


Stretch: ity no tena copier coller an'i bekoto:-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x24tb8_mahaleo-zandriny-mai-2007
13. cutie ( 08/06/2007 23:19)
merci ratonga
vo zao za vo naheno an'io:lol:
14. ratonga ( 08/06/2007 23:22)
melody, tess : atao hira-namelakafatra ary d http://www.dailymotion.com/relevance/search/Mahaleo/video/x9hug_mahaleo-embona-sy-hanina-dadah-char
15. dongadonga ( 08/06/2007 23:23)
o^o
16. ratonga ( 08/06/2007 23:26)
cutie:

merci ratonga
vo zao za vo naheno an'io:lol:


kou² njy ela zany an:lol:
17. cutie ( 08/06/2007 23:32)
ratonga
mbola vakansy koa:D
18. ratonga ( 08/06/2007 23:38)
d rovina ny rentrée:lol:
19. cutie ( 08/06/2007 23:45)
kely sisa :D
20. ratonga ( 08/06/2007 23:56)
mba tsiditsidio ny tananatsika ary é http://www.dailymotion.com/related/2844366/video/x1owsi_somambisamby :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1186