Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 07/06/2007 17:46)
Portugaise
ataoko am teny frantsay raha tsy izany tsy lmampmé fa miala tsiny indrindra o! Une portugaise arrive au commisariat: - bonchour! che fiens me plaindre que che me chui fé fiolé dans le buche.... suite
répondu par sympa le 09/06/2007 16:49
xxx ( 07/06/2007 16:59)
Aza mitondra anay @ fakampanahy fa manafaha anay @ ratsy
Nisy Monpera hono nandeha train. Rehefa nijanona t@ arret ilay train dia indro fa niakatra sipa manja be ary dia nitady toerana ary tsy nahita raha tsy teo akaikin'ilay Monpera. Samy nisahirakirana ih... suite
répondu par cbd le 12/06/2007 16:35
handy ( 07/06/2007 16:47)
gasy ka manja
mba alefaso ato raha misy malala ilay tonokira gasy ka manja zafady fa tena tiko be mintsy misaotra mialoha ... suite
répondu par cutie le 01/07/2007 21:34
marozevo ( 07/06/2007 16:04)
Mampalahelo
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana. Jereo eto ... suite
répondu par marozevo le 08/06/2007 09:33
niryna ( 07/06/2007 15:01)
Divay t@ TT sy ny divay t@ TV mitovy ve ireo?
Misy resaka divay ao amin'ny TT sy ny TT vaovao,mitovy ve ny dikan'io divay io? [u]Testamenta Taloha[/u] Nisy mpanjaka mamo ary dia niboridana ka ny zanany no nanarona azy,iza io mpanjaka io? ... suite
répondu par marozevo le 29/06/2007 07:25
xxx ( 07/06/2007 14:48)
firy
ireo manatalenta eo amin'ny hira eto @ serasera... suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 17:13
saho ( 07/06/2007 14:33)
Fihaonana Firenena matanjaka G8 eto Allemagne
tena zava-dehibe ho an'ny firenena afrikana tokoa izao fihaonana ao Heiligendamm izao satria resahana ao koa ny fampandrosoana an'ny continent africain misy isankarazany ny fomba filaza ataon'ireo ... suite
répondu par Jeankely le 10/06/2007 02:46
tyty ( 07/06/2007 14:18)
fanampin'anarana gasy
mba samia ho manome izay fanampin'anarana malagasy fanomen'ny RAR @izao fotoana izao, na vavikely na lahikely... suite
répondu par melody le 15/06/2007 20:12
nikopol ( 07/06/2007 13:37)
L'inconnue du resto "Côte à côte"
Nisy sipa izay tafaraka restaurant tamiko indray talata izay, ny sakafo nalainy angamba tamin’izay magret de canard. Nitsikiako izy, dia namaly ny tsikiko, ary nifampitsiky teo izahay. Latsaka ... suite
répondu par sympa le 16/06/2007 14:35
rfjo ( 07/06/2007 12:34)
Porofom-pitiavana
Mba samia mitantara eto isika eeeeeeeeeee! Inona no porofom-pitavana tena hitanao navesa-danja indrindra nataonao tamin'ny olona miaraka aminao, na koa nataony taminao? :* ... suite
répondu par Jeankely le 24/07/2007 12:43
falihaja ( 07/06/2007 12:17)
Circoncision à l'Américaine
Raha mikasa hanao famorana ny zanakao ianao, aza misalasala ny manao ny fomba à l'Americaine satria io no fomba tsara sy mahomby tsy mitera-doza ho an'ny zanakao (tsy mandeha rà, mora sitrana, tsy m... suite
répondu par DRZK le 23/06/2007 14:53
ajola ( 07/06/2007 11:39)
Fitiavana malalaka hono
Niaraka tamina tovolahy iray aho nandritra ny 1ans. Nisaraka izahay avy eo satria tsy tantiko ny adalany rehetra. Ary efa reraka aho amin ny adiady isan andro..sns...T@ voalohany aloha tena sarotra ta... suite
répondu par Jeankely le 22/06/2007 03:02
liba ( 07/06/2007 11:28)
mitady namana
namana vaovao, mitady namana lahy na vavy, 33 à 37 ans,hanala fahanginana sy ny hamohamon 'ny asa e !... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2007 08:34
tezitra ( 07/06/2007 11:16)
Merina , côtier, les 4 verites
1) ANTANANARIVO TSY TIA FARITANY,[b][u] C FAUX[/u][/b] : izy no nifidy an’ny Monja jaona (député), RATSIRAKA , ZAFY, Tsiranana 2) FARITANY TSY TIA MERINA, [u][b]C FAUX :[/b][/u] Izy no n... suite
répondu par Jeankely le 20/06/2007 10:08
sonwin ( 07/06/2007 11:15)
dinidiniky ny kristianina katolika
1- Fa isika kristianina katolika angaha tsy mandefitra mihitsy raha mahatsapa fa manana ny rariny? Na dia hita izao aza fa mety hiteraka korontana ilay "tsy fandeferana"? 2- Raha ny zon'olombelona no... suite
répondu par ikaretsaka le 12/06/2007 21:58
arialy ( 07/06/2007 10:28)
fahazarana sa fitiavana
saika hanotany za am ze manana traikefa am fitia oe ny fiarahana ve tena fitia fona sa misy koa fahazaran indrai2?... suite
répondu par arialy le 12/06/2007 17:39
hery ( 07/06/2007 10:04)
Ny namana vaovao
Efa niverina amin'ny laoniny ihany koa ny fahitana ny [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Really_Simple_Syndication]fahana RSS[/url] momba ny namana vaovao http://feeds.feedburner.com/serasera/namanavao... suite
répondu par sympa le 10/06/2007 20:44
Fiffi ( 07/06/2007 09:30)
Tsy nanaiky lembenana ny katolika.
Nitroatra tamin’ny hatezerany ny katolika, ka raikitra ny filaharana an-dàlambe omaly tao Fianarantsoa, izay nandraisan’ny mpianatra anjara ho fanehoana ny tsy fahafaliany. Sora-baventy isan-ka... suite
répondu par Fiffi le 17/06/2007 11:46
hery ( 07/06/2007 07:43)
Namana manimba statistika... te halaza? :-)
Rehefa mijery ny statistika ao amin'ny namana.serasera.org dia misy hoe ny mombamomba ny namana lava indrindra http://namana.serasera.org/?rub=namana/stats&asa=mombamomba Dia mahita fa i sitlo, sol... suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 08:24
niryna ( 07/06/2007 07:17)
An'isany lesona iray ilaina @ mahakristiana
Mora tezitra lava ity zazalahy ka nomen-drainy harona kely feno fantsika .Isaky ny tezitra ialahy hoy izy dia fatsiho amin'ity ny fefy.Tamin'ny voalohany dia 37 no isan'ny fantsika nataony teo amin'ny... suite
répondu par niryna le 14/06/2007 04:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8406