gasy ka manja
1. handy
(
07/06/2007 16:47)
mba alefaso ato raha misy malala ilay tonokira gasy ka manja zafady fa tena tiko be mintsy misaotra mialoha
répondu par cutie le 01/07/2007 21:34
4. dongadonga
(
08/06/2007 23:17)
rapida b mahintsiny nji ri fiffi @ le fandefasana video an .merci b an:-D:-D:-D
9. cutie
(
13/06/2007 21:13)
melody
ka ohtran'ny tonga de maheno rap amerikana foana za isaky ny maheno an'io koa :-D
ka ohtran'ny tonga de maheno rap amerikana foana za isaky ny maheno an'io koa :-D
13. Stretch
(
14/06/2007 20:27)
donga:
rapida b mahintsiny nji ri fiffi @ le fandefasana video an .merci b an
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img515.imageshack.us/img515/5315/1640225wv7.jpg[/IMG][/URL]
nefa ngé hitako eo fa hira tsy tiny fiffi koriny e !
ra vô zany rap zany mbô ty a eto fa tsy tiny e !
14. xxx
(
14/06/2007 20:44)
15. melody
(
14/06/2007 20:49)
unbelievable! izaho kota tena tia be an'io hiran'i jaojaoby io, dia inona ihany koa?hihihihi ary aza miafina wa an:wink:
18. melody
(
14/06/2007 21:21)
samy tsara daholo akia ireo a... efa henondry moa fa tena succes be ry Mahaleo tany @ olympia? Tsy nisy toy izany saingy tsy nisy vôndalana e!
19. cutie
(
14/06/2007 21:27)
anjay :oops:
asio voandalana hihihihi
ty koa
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izy%2Broa%2Bihany%2B/video/x20csd_poopy-izy-roa-ihany
asio voandalana hihihihi
ty koa
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izy%2Broa%2Bihany%2B/video/x20csd_poopy-izy-roa-ihany
20. melody
(
14/06/2007 21:34)
Izaho efa nahita any Poopy on stage saingy lavitra be ny 'stage' ny toerana nisy anay d kely batitoka toy ny vitsika izy,:( fa ilay feony kosa mbola manako tsara an!:D
