gasy ka manja

41. cutie ( 16/06/2007 21:12)
rafify ka we dite koa in njay :-D
melody ok akia a
njaso hojereko
42. melody ( 16/06/2007 21:24)
rafify: fa naninn?
43. cutie ( 16/06/2007 21:24)
meldoy le 1 mbola tadidiko ka ,hira nalaza be io hihiihi, fa ny tiako zao @ zao fotoana zao le hiran-dry zareo " fitia manalasala" iny hihihi.
le faharoa njay vo androany vo henoko hihihi merci :lol:
le fahatelo njay :-D:-D:-D:-D
44. cutie ( 16/06/2007 21:25)
melody
ka nataoko we mataho-bhv izy de tezitra :-D
45. rafify ( 16/06/2007 21:30)
cutie http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x28qdz_sao-dia-ataonialahy
Sao dia ataon'ialahy hoe ....
46. cutie ( 16/06/2007 21:35)
"sao de ataon'ialahy we katry lava letsy aho a :-D:-D:-D:-D:-D:-D"
misotrosotro dite fotsiny zany
ok aza rafify a :-D
47. rafify ( 16/06/2007 21:36)
nga ra http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xv6iv_mahaleo-mamolava dé mataho-bhv ntssss:b
48. melody ( 16/06/2007 21:41)
rafify ve d mora tezitra izany?
Nanolorany hira akia indry a, tsy tezitra no dikan'izany ange e:wink:
49. cutie ( 16/06/2007 21:45)
kay nitolo-ten amitsy rafify we ..............:-D (jereo eto)
melody za mba gaga koa:-D
50. rafify ( 16/06/2007 21:49)
ty re ho anareo roa ary http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x28lcd_omalyakia :oops::lol::lol::lol:
51. cutie ( 16/06/2007 21:55)
vo androany koa vo henoko :lol:
tiako le feon-gitara:lol:
fa in tsara hono le lazain'le hira ry rafify fa toa tsy misy resaka dite ao:-D
52. melody ( 16/06/2007 21:55)
nga ra Jereo eto dé mataho-bhv ntssss

rafify,:-D:-D:-D:-D:-Dtsara ilay hira ka...mery misotro dité izy koa tsy homaina ny tendany e:lol:

ty re ho anareo roa ary

ntsô, misaotra e! Ary aza menamenatra izany wa:-D:-D:-D sa ahôna cutie?
53. cutie ( 16/06/2007 21:57)
melody eny wa
toa ohtran'ny sady mataho-bhv i rafify no saro-kenatra:oops:
laingako zany :-D
54. rafify ( 16/06/2007 22:06)
:oops::oops::oops:
55. cutie ( 16/06/2007 22:07)
:-D:-D:-D:-D
56. rafify ( 16/06/2007 22:11)
ary i cutie zany direkrekta ihany an:lol: fa i melody dray mety mambra² @ le dité saaaaa!!!:-D:-D:-D
57. cutie ( 16/06/2007 22:14)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 17-06-2007 00:11:36
Lohateny : Re : gasy ka manja
ary i cutie zany direkrekta ihany an

de tsara zany sa ratsy :-D
i melody membra:-D
58. melody ( 16/06/2007 22:15)
fanafody io kou=))=))
59. cutie ( 16/06/2007 22:18)
fanafody manala saro-kenatra io ry rafify a :-D:-D:-D:-D
60. cutie ( 16/06/2007 22:20)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107