gasy ka manja

1. handy ( 07/06/2007 16:47)
mba alefaso ato raha misy malala ilay tonokira gasy ka manja zafady fa tena tiko be mintsy misaotra mialoha
novalian'i cutie ny 01/07/2007 21:34
2. Fiffi ( 07/06/2007 17:10)
iza no mihira azy ?
3. Fiffi ( 07/06/2007 17:11)
ity aloha ny vidéo

http://klipgasy.blogspot.com/search/label/TRS
4. dongadonga ( 08/06/2007 23:17)
rapida b mahintsiny nji ri fiffi @ le fandefasana video an .merci b an:-D:-D:-D
5. cutie ( 08/06/2007 23:28)
tapaka ny tsinaiko mijery an'ty video ty =))=))=))=))
6. Fiffi ( 09/06/2007 06:35)
:-D:-D:-D
7. dongadonga ( 10/06/2007 11:24)
hiiii hiiii hiiiii haaaaa haa haaa:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. melody ( 10/06/2007 14:18)
dongadonga: inn daholo ary ireo?:lol::lol:

cutie: fa ahôna kay?:D
9. cutie ( 13/06/2007 21:13)
melody
ka ohtran'ny tonga de maheno rap amerikana foana za isaky ny maheno an'io koa :-D
10. melody ( 14/06/2007 20:01)
cutie: tsara izany sa ratsy aloha e?:wink:
11. cutie ( 14/06/2007 20:18)
ratsy hihihi
12. melody ( 14/06/2007 20:26)
inn ary no hira tiandry e?:D
13. Stretch ( 14/06/2007 20:27)
donga:
rapida b mahintsiny nji ri fiffi @ le fandefasana video an .merci b an


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img515.imageshack.us/img515/5315/1640225wv7.jpg[/IMG][/URL]

nefa ngé hitako eo fa hira tsy tiny fiffi koriny e !
ra vô zany rap zany mbô ty a eto fa tsy tiny e !
14. xxx ( 14/06/2007 20:44)
http://www.youtube.com/watch?v=0sFPj_qPTQs
melody io akia no tiako a hihihihi
sonia
cutie :lol:
15. melody ( 14/06/2007 20:49)
unbelievable! izaho kota tena tia be an'io hiran'i jaojaoby io, dia inona ihany koa?hihihihi ary aza miafina wa an:wink:
16. cutie ( 14/06/2007 20:54)
18. melody ( 14/06/2007 21:21)
samy tsara daholo akia ireo a... efa henondry moa fa tena succes be ry Mahaleo tany @ olympia? Tsy nisy toy izany saingy tsy nisy vôndalana e!
19. cutie ( 14/06/2007 21:27)
20. melody ( 14/06/2007 21:34)
Izaho efa nahita any Poopy on stage saingy lavitra be ny 'stage' ny toerana nisy anay d kely batitoka toy ny vitsika izy,:( fa ilay feony kosa mbola manako tsara an!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1103