gasy ka manja

61. rafify ( 16/06/2007 22:21)
tsy tian'ny bady gasy zany knou tonga de ataon-drizala hoe http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x28qd7_lasa-ny-mamba :-D:-D:-D
62. cutie ( 16/06/2007 22:21)
tsy nety :-D
le poopy bodo medley no saika alefako
63. rafify ( 16/06/2007 22:22)
zah alou metisy d tsy kwa amiko zany é:-D:-D:-D
64. rafify ( 16/06/2007 22:23)
ary to rapida b ko ny ato zany an:x
65. cutie ( 16/06/2007 22:25)
rafify
tsy azoko ny ifandraisan'reo:roll:
66. melody ( 16/06/2007 22:26)
cutie, sady karaoke be izao ihany koa... tsy ratsy ka fa tô resaka tôka daholo ary izy izany e.... zah ange ka misotro dité mafana e, ary tsy mamono vady izany D:-D:-D:-D
rafify, fa ahôna no tsy tiany bandy gasy, mba hasio jiro kely aloha fa tsy mazava e:lol:
67. cutie ( 16/06/2007 22:28)
melody le bodo poopy medley dance ka
hafa njay ny antsika sy njy ty fa tsy mitovy @ny an'i rafify ka :-D
68. rafify ( 16/06/2007 22:28)
le resaka direkta an'i cutie io re
69. cutie ( 16/06/2007 22:30)
ka ny tsy azonay manin no tsy tiany koa
70. rafify ( 16/06/2007 22:31)
melody:
zah ange ka misotro dité mafana e, ary tsy mamono vady izany

way letia afadoza zany ny vady fa tsy ny namana miara misotro klé:-D:-D:-D ngôdé vovono eo vô loza=))=))
71. rafify ( 16/06/2007 22:33)
cutie> k tte vérité ngé n'est pas bonne à dire é!!
72. cutie ( 16/06/2007 22:34)
maty rafify :-D
73. melody ( 16/06/2007 22:37)
rafify,=))=))=))=)) tsy hitako indray iny an! Mailo mailo ihany izany ianareo namana raha izany an... ataovy dité mangatsiaka no haroso dia mande ho azy e:-D:-D:-D
74. rafify ( 16/06/2007 22:38)
fa ahona kay:roll:
75. rafify ( 16/06/2007 22:41)
melody ka ita eo ko tsy marina vé izany ary=))=))=))
76. melody ( 16/06/2007 22:46)
misy fahamarinany kely ihany ka, hihihihi akory atao izany?
cutie, aiza indry fa sô dia lasa nividy dité fa tsy hilaina indray ilay izy e, misy matahotra ato:-D:-D:-D
77. cutie ( 16/06/2007 22:47)
mihamitombo ihany points an'i rafify
1-mataho-bhv
2-saro-kenatra
3-matahotra sao de ho voadaroka :-D
78. rafify ( 16/06/2007 22:48)
ouadray anga misy mataotsa zany eo fa mailomailo fotsiny:-D:-D:-D
79. rafify ( 16/06/2007 22:49)
cutie: =))=))=))
80. rafify ( 16/06/2007 22:52)
ramalina aza hono mifehy hazo tokana ko:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097