gasy ka manja

101. rafify ( 18/06/2007 05:44)
:-D:-D:-D
102. cutie ( 18/06/2007 12:04)
de le faharoa koa:)
103. melody ( 18/06/2007 18:18)
cutie: tsara kosa ilay malala hasaina manasa vilany sy lovia an!:-D:-D:-D:-D
104. cutie ( 18/06/2007 18:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
njy koa ve manasa vilany sy lovia
105. rafify ( 18/06/2007 18:32)
=))=))=)) melody ary manasa vilany dé y cutie manasa lovia
106. melody ( 18/06/2007 18:37)
c'est le contraire leisy ry rafify a, ianareo lhlno manasa vilany sy lovia=))=))=))=)), izay no mahatonga anay miantso anareo hoe malalako ô!hihihihii
107. cutie ( 18/06/2007 18:40)
i rafify manadio lakozia, de manasa lamba :-D:-D:-D:-D
108. rafify ( 18/06/2007 18:45)
=))=))=))zah mampirina ze vosasanareo dé mihirahira hoe vita vé izy ao ry ry malalako ô!!!!!:-D:-D:-D
109. melody ( 18/06/2007 18:47)
miala pas mihintsy anie ity rafify ity fa tsy mety manao raharaha e... tsy vôantso malala eo an izay vao gaga eo :-D:-D:-D:-D:-D
110. cutie ( 18/06/2007 18:49)
111. cutie ( 18/06/2007 18:50)
: rafify [ Valio ] 18-06-2007 20:45:35
Lohateny : Re : gasy ka manja
zah mampirina ze vosasanareo dé mihirahira hoe vita vé izy ao ry ry malalako ô!!!!!

mbola ao anatin;'el mampirina koa le manadio lakozia, miampy mipasoka koa zany :-D:-D:-D:-D:-D
112. melody ( 18/06/2007 19:11)
ity indray ny ahy no tiako, henoy indray ilay lyrics, tiako be ny accents-ny

http://www.dailymotion.com/relevance/search/dadah%2Bde%20fort%20dauphin/video/xkkba_dadah-de-fort-dauphin-kimility/1
113. rafify ( 18/06/2007 19:12)
:-D:-D:-D http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Titi ny an'i cutie mody wé mila namana nefa to mitady mpiasa no marina klé=))=))=))
114. cutie ( 18/06/2007 19:13)
za nga mila mitady tsony
i rafify no efa mazoto zao hampirina ny sisa hono :-D:-D:-D
115. rafify ( 18/06/2007 19:17)
:-D:-D:-Dmampirina fotsiny an
116. cutie ( 18/06/2007 19:18)
hay mbola mitady hafa:-D
117. rafify ( 18/06/2007 19:55)
ie mihirahira wé vita vé ny raharaha ry malala ô !!!:-D:-D:-D
118. cutie ( 18/06/2007 20:32)
Mpandefa : melody [ Valio ] 18-06-2007 21:11:45
Lohateny : Re : gasy ka manja
ity indray ny ahy no tiako, henoy indray ilay lyrics, tiako be ny accents-ny

Jereo eto

hihihihii
in no dikan'le asio kilimity hihihihihi
119. cutie ( 18/06/2007 20:40)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 18-06-2007 21:55:08
Lohateny : Re : gasy ka manja
ie mihirahira wé vita vé ny raharaha ry malala ô !!!

tsy mila za raha zany :-D
120. melody ( 18/06/2007 20:50)
tsy hasiko limite, izay aloha no fahalalako azy e:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0704