gasy ka manja

141. melody ( 18/06/2007 23:20)
mazava hoa azy izany ka...tandremo ary mifandratra nareo mitsam fa hande ho atsy @ chat indray aho aloha, hihihi
142. cutie ( 18/06/2007 23:21)
maZotoa aki a
raha hitanjy ao i usnavy de veloma we :wink:
143. rafify ( 18/06/2007 23:26)
ko nga cutie mbola namaly we aiza no mipetraka :lol: mo za nga vao² zany eto efa nanampotona tsara ah hatramin'zay nandinihina ny zava misy teto ka:lol:
144. cutie ( 18/06/2007 23:28)
de hafirian azany nandinihniany zava-misy zany
145. melody ( 19/06/2007 10:34)
rafify, cutie: mbola tsy milamina ihany ve izy ato e?:-D:-D:-D
146. cutie ( 19/06/2007 12:13)
efa milamina ka :-D
147. cutie ( 19/06/2007 14:06)
148. rafify ( 19/06/2007 15:49)
le hira alou tsara :lol:fa ny mpihira tsy lasa mitsy reto feony :-w:-wmgesta bé manambotra feo tena mankadilo sofina tsy mba natoraly:evil:
149. cutie ( 19/06/2007 16:19)
andray kosa
alefa aza i rafify mihira we :-D
150. rafify ( 19/06/2007 16:36)
la la la la !!!!:-D:-D:-D
151. xxx ( 19/06/2007 16:39)
tssss
sonia
cutie
ty kosa milay :-P
http://www.youtube.com/watch?v=TkE8CZgXK8U
152. cutie ( 19/06/2007 16:50)
refa tsy hihira aza i rafify de kawitry njay :-D
http://www.youtube.com/watch?v=cxoVvLyH5B4
153. rafify ( 19/06/2007 16:57)
cutie : mlay io ka
ty ko http://www.youtube.com/watch?v=ix2jcEOEcpk&mode=related&search=
154. cutie ( 19/06/2007 17:02)
hhihihihi
i rafify ve lhh mafoaka:-D
155. rafify ( 19/06/2007 17:13)
in zany mafoaka:roll:
156. cutie ( 19/06/2007 17:14)
le lazain'i jerry marcoss io e
mahavita azy , be zesta, mihambo:-D
157. cutie ( 19/06/2007 17:17)
158. rafify ( 19/06/2007 17:58)
misy raha tsy haritro aminao o o ô !!!:wink:
mlay ko io an:-D:lol:
159. cutie ( 19/06/2007 18:04)
mahavita azy , be zesta, mihambo

io no tsy aritro aminao o :-D
160. rafify ( 19/06/2007 18:29)
=))=))=))zah anga mila eretana:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107