gasy ka manja
202. rafify
(
20/06/2007 20:28)
ka ny gasy angé anisan'ny maizina é:-D:-D ty ary misy mlay é http://www.dailymotion.com/related/3329516/video/xputo_njakatiana-antsika-jiaby/1
207. melody
(
20/06/2007 21:07)
rafify: fa naninn no tapaka ny tsinainao, tsisy hanjaitra io raha tapaka eo an!:-D:-D
cutie: njakatiana ve tsy bogosy?:wink:
cutie: njakatiana ve tsy bogosy?:wink:
210. melody
(
20/06/2007 21:19)
cutie: zah mbola tsy nahita azy:-D:-D
rafify: in ilay mlay tsara kay...:wink:
rafify: in ilay mlay tsara kay...:wink:
213. melody
(
20/06/2007 21:45)
ianareo roa ireto mbola tsy mahay mifanaraka foana hatramin'izao? bedesiko eo vao gaga an! Hasaiko mande matory ny 1 raha vao maditra eo=))=))
214. rafify
(
20/06/2007 22:22)
kay varé i melody tena sika b legona:? i cutie ihany io kambony re, lazainy fa tsy bogosy hono i njakatiana =))=))=))=))
215. cutie
(
20/06/2007 22:38)
tapakany tsinaiko mijery an'ty efa ntaolo be sady mampime daholo ny pozy fa lehira alou mbola milay foana:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/njila/video/x268hl_njila-sambasamba
http://www.dailymotion.com/relevance/search/njila/video/x268hl_njila-sambasamba
216. cutie
(
20/06/2007 23:27)
reto njay ny be zesta avy :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tosy/video/xim50_andro-ririnina-tablier-manga
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tosy/video/xim50_andro-ririnina-tablier-manga
217. rafify
(
21/06/2007 07:26)
cutie:
reto njay ny be zesta avy :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tosy/video/xim50_andro-ririnina-tablier-manga[/url]
miala any bezaesta:-D:-D
ka reo mitry angé lé lazaiko etsy ambony we manambotra feo fa tsy mba natoraly:-D:-D:-D
218. rafify
(
21/06/2007 07:33)
cutie:
tapakany tsinaiko mijery an'ty efa ntaolo be sady mampime daholo ny pozy fa lehira alou mbola milay foana:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/njila/video/x268hl_njila-sambasamba
=))=))=))tsy ntaolo kosa reo fa t@ fin des années 80 fa tena manapa tsinay marina alou le pozy é:-D:-D @le volo somary mibotsina eo anolona d lavalava ao @ atoka=))=))tsy vavy tsy lahy:-D:-D:-D
219. melody
(
21/06/2007 19:06)
Aza himehezanareo kosa ranga ny ekipanay a:lol: izaho koa ange ka tena ntaolo be ry cutie e!:-D:-D:-D saingy ny voloko tsy mibotsina be toy ireo, hihihihi
Izaho nahita any Njila t@ herintaona tao @ palais de sports, mahamasina, efa lehibe daholo ry zalahy, fa tsy bandy kely toy ireo @ video clip ireo...ny volony koa nihova be :-D:-D:-D dia i Poopy koa tao fa ilay hirany mbola malaza be saingy tsisy haiko:oops::oops: