gasy ka manja

221. cutie ( 22/06/2007 01:39)
ty njay aza
za kosa alou tena mirevy lalatiana e :P
lalatiana no tiako indrindra @ mpihira vavy gasy:lol:
http://www.youtube.com/watch?v=CPuyv30oWP0
222. cutie ( 22/06/2007 01:53)
223. rafify ( 22/06/2007 13:56)
cutie: le lalatina alou tsy tiko é;-), le akiray b sipa dray "soa ihany" tena soa ihany marina fa tsara bika sy mahay mampandy mousta sy nono indrindra le ao anaty rano ry zareo fa tsy d tsara taré lotra amiko:lol:, fa io mo samy manana ny gouany:-D:-D:-D
224. melody ( 22/06/2007 14:57)
rafify::-D:-D:-D:-D miavona koa enao ity an:wink:

cutie: izaho koa aloha tsy dia tia io farany io satria ilay mozika tsy dia mifanraka loatra @ ilay parole, asa angamba misy tsy mety ny sofiko ve, hihihihihi
225. cutie ( 22/06/2007 16:10)
melody
tsy tiako le tiana io ka :lol:
226. rafify ( 22/06/2007 17:28)
cutie: ty ko mlay le hira http://www.dailymotion.com/related/1206348/video/xs1di_rossy-madagasikara-madagascar-hira
melody: fa manin no ataonao wé miavona kay:roll: mandjary miatsaravelatsy dray kosa refa hita fa wé ratsy mbola lazaina ihany wé tsara:lol:
227. melody ( 22/06/2007 19:31)
rafify: ny maso mijery hono tsy mitondra mody e.... dia tena tsy tianao tokoa ve ilay sipa 2 manja kely tao?
228. rafify ( 23/06/2007 09:02)
reto no mlay kah http://www.dailymotion.com/related/2324207/video/x1dti1_very-lamba/1 :lol:
229. cutie ( 23/06/2007 18:19)
rafify
ohtran'ny tany tsy misy oul nga any aminareo :-D
230. cutie ( 23/06/2007 18:25)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 23-06-2007 11:02:42
Lohateny : Re : gasy ka manja
reto no mlay kah Jereo eto

tsy misy azoko raha lazainy :-D
rafify reo ve ny sipa milay :lol:
232. radjery ( 23/06/2007 20:40)
gasy ka manja marina tokotrany, tsara be fa misaotra:lol:
233. cutie ( 23/06/2007 20:47)
radjery ihany nga no rafify:lol:
235. mim ( 24/06/2007 20:11)
cutie:

radjery ihany nga no rafify:lol:
fa raha tsy rafify izany d tsy mahazo mamaly?


238. melody ( 25/06/2007 08:29)
cutie o cutie o... to tena tsisy hira akia ilay izy?
manantena ahita andry handihy toy ireny zah:lol::lol:
misaotra akia nizara a, tsisy hevitra ry zalahy an!
239. cutie ( 25/06/2007 16:32)
le mozika tsara ka :lol:
240. melody ( 26/06/2007 20:30)
ié:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0099