gasy ka manja

241. cutie ( 26/06/2007 20:35)
ary lasa aiza njay rafify :roll:
242. melody ( 26/06/2007 21:07)
cutie: d tsy haiko akia!
ity misy hira manja be, asa raha efa terakindry t@ izany, hihihi

http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x2cxjl_ramahafadrahona-vive-lamour
243. cutie ( 26/06/2007 21:14)
hihihihihihi
zao vo henoko
vive l'amour (l)(l)(l)(l)
merci akia a:lol::lol::lol::lol::-*
244. melody ( 26/06/2007 21:17)
ary ahona indray ity hiragasy ity

http://www.dailymotion.com/video/x290dv_ramilisaona-fenoarivo-hiragasy
245. cutie ( 26/06/2007 21:20)
tsy ratsy ka
mampime reny hira gasy reny indraindray :lol:
246. melody ( 26/06/2007 21:24)
ary ity ahona?

http://www.dailymotion.com/related/3779635/video/xauu8_zouk-gasy/1

ilay hira gasy lava lotra o?
247. cutie ( 26/06/2007 21:26)
milay
za tia zouk
le hira gasy lava loatra fa misy fananarana ihany ao koa :-D
248. melody ( 26/06/2007 21:32)
ary ity indray ary e

http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cq20_ny-voanio-ranomasina
249. cutie ( 26/06/2007 21:35)
hihihihihi
mampa te hahita ranomasina izy zany
ny ahy le hiran-dry zareo "ny masonao " iny no tiako :lol:
250. melody ( 26/06/2007 21:46)
hay tokoa moa indry omby sy tendrombohitra no hitandry fa tsy ranomasina marina, hihihihi,

http://www.dailymotion.com/related/1483993/video/x21i10_ikaky-sy-neny-ramahafadrahona/1
251. cutie ( 26/06/2007 21:54)
hihihihihi ie
nahita lac ihany ka :-D
marevaka be le loko @ le clip:lol:
252. cutie ( 26/06/2007 21:56)
253. cutie ( 26/06/2007 22:01)
254. melody ( 26/06/2007 22:16)
manja be daholo ilay hira, misaotra akia!:-*:-*
1) clo mahajanga mahay mihira an
2) tena adin' jeunes mihintsy, ihihihi
255. cutie ( 26/06/2007 22:18)
tadidiko mitsy ny nampalaza an'io hiran'i clo mahajanaga io hihihiih
256. rafify ( 26/06/2007 22:37)
cutie:

ary lasa aiza njay rafify :roll:

aaaatchouuuuuum:roll:


257. cutie ( 26/06/2007 22:52)
niafina taiza :-w:-w:-w:-w
258. rafify ( 26/06/2007 23:03)
somary voan'ny sery:?
259. cutie ( 26/06/2007 23:05)
ary anniversairen'i rafify ve androany :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112