gasy ka manja
21. cutie
(
14/06/2007 21:38)
za mbola tsy nahita
ty koa tena tiako
http://www.dailymotion.com/relevance/search/maika%2Baminao%2B/video/x11ebm_samoela-sy-nana-maika-aminao
ty koa tena tiako
http://www.dailymotion.com/relevance/search/maika%2Baminao%2B/video/x11ebm_samoela-sy-nana-maika-aminao
22. melody
(
15/06/2007 20:49)
ary ahona indray ity
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Mahaleo/video/xbyge_mahaleo-fitia-vao-mitsiry
henoy tsara ange ilay lyrics e...
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Mahaleo/video/xbyge_mahaleo-fitia-vao-mitsiry
henoy tsara ange ilay lyrics e...
23. cutie
(
15/06/2007 23:05)
melody hihihihi
Nohenoiko tsara mitsy (milay )
Lazaiko zavatra njy fa za taloha tsy tia mahaleo mitsy sady tsy de miraika loatra fa tsy misy haiko tsinona ny tononkira hihihihi, fa nisy oul mandefa lyrics foana fa tia mahaleo be mitsy hitako tany ho any de zay vo hitako fa tsara daholo ny tononikiran-dry zareo :lol:
io nalefan-jy io zao vo androany vo henoko hihihihi
merci:lol::-*

24. melody
(
16/06/2007 13:33)
tsara akia raha tiandry ilay izy a... ao fa mbola hitady hira mbola tsy fahenondry izaho aloha, be ny hira tena tiako f'aoka aloha hifantina tsara:D
25. rafify
(
16/06/2007 14:22)
melody: zah ko mba te iheno reny melody tsara ireny fa mba andefaso konkoù mou éeee!!!:oops::?:-D:-D
27. cutie
(
16/06/2007 14:51)
Mpandefa : melody [ Valio ] 16-06-2007 15:33:56
Lohateny : Re : gasy ka manja
tsara akia raha tiandry ilay izy a... ao fa mbola hitady hira mbola tsy fahenondry izaho aloha, be ny hira tena tiako f'aoka aloha hifantina tsara
melody weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:lol:
29. rafify
(
16/06/2007 16:43)
cutie sy melody, ra mba nareo roa zao no mahiran'ity ho ahy d mba b lazao ery ah ngamba @zay http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela%2B/video/x113ni_samoela-havako-mamomamo :-D:-D:-D
30. cutie
(
16/06/2007 17:34)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 16-06-2007 17:13:28
Lohateny : Re : gasy ka manja
cutie: mialona be ah an!!!!
aza kotabaisina i melody fa lasa tsy mahavita mitady hira ho ahy :lol:
34. melody
(
16/06/2007 18:47)
rafify: hainay sy cutie mihintsy io hira io ka saingy tsy mety raha tsy misotro dité koa izahay roa, mba hampa-manga feo e:-D:-D:-D
cutie: misy choix betsaka ato fa aoka alou:wink:
cutie: misy choix betsaka ato fa aoka alou:wink:
36. melody
(
16/06/2007 19:47)
henoy hoe ity raha tiandry - mitsinjaka kely an!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ndondolah%2Bsy%20tahiry/video/x259d8_ndondolah-sy-tahiry-ambiansy/1
37. cutie
(
16/06/2007 20:21)
merci fa mihetsiketsika tsara mitsy
tsy de mahafantatra ny hiran-dry zareo loatra za :lol:
tsy de mahafantatra ny hiran-dry zareo loatra za :lol:
38. melody
(
16/06/2007 20:43)
ka re- edukéna kely indry @ mozika sy tarika malagasy hafa ka:-D:-D:-D:-D
39. melody
(
16/06/2007 20:59)
Ity misy 1 ihany koa, mbola tsy teraka angamba indry t@ izany fa henoy aloha, na izaho aza mbola tena zaza be t@ izany an!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/voahangy/video/xjstb_sakelidalana-voahangy/1
http://www.dailymotion.com/Maneva/video/x1x018_ny-havako
ary jereo kely ity raha te- himé indry
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x27jfy_fou-hehymbola-rageorge-ihany/1