L'inconnue du resto "Côte à côte"

1. nikopol ( 07/06/2007 13:37)
Nisy sipa izay tafaraka restaurant tamiko indray talata izay, ny sakafo nalainy angamba tamin’izay magret de canard. Nitsikiako izy, dia namaly ny tsikiko, ary nifampitsiky teo izahay.

Latsaka be taminy aho, satria tsara tarehy be ilay tovovavy no sady miendrika tsara fanahy be. Izaho dia nanao lobaka maintsomaintso fohy tanana, ary nanao fipetraka zokizokiolona bekibo zay, ary izy dia, somary lava volo, nanao akanjo ohatrany vonikazo lamaody mena mainty.

Nifampijery matetika izahay ary asa raha tadidiny fa ohatrany nanganohano mintsy ny masoko niredareda fitiavana, sady nilelamolotra miadana nihinana kotileta.

Izaho ilay bandy iny, ary raha hitanao ity hafatra ty dia ity ny mail-ko nikopolj@yahoo.fr

Tovolahy iray miandry anao

Niko
novalian'i sympa ny 16/06/2007 14:35
2. booboo ( 07/06/2007 13:46)
Nifampijery matetika izahay ary asa raha tadidiny fa ohatrany nanganohano mintsy ny masoko niredareda fitiavana, sady nilelamolotra miadana nihinana kotileta.


:-D:-D:-D
3. sympa ( 07/06/2007 15:07)
Noheveriko fa hoe hatsikana ka saika hiteny aho hoe diso ny toerana fametrahan'i nikopol ity kay tena miantso marina ny fo ra nikopol marina kay =))=))=))=))=))=)) Ay kay le izy tena fitoriam-pitiavana marina :!: :-D:-D:-D:-D
4. karinah ( 07/06/2007 16:31)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 07/06/2007 17:14)
sympa:

Noheveriko fa hoe hatsikana ka saika hiteny aho hoe diso ny toerana fametrahan'i nikopol ity kay tena miantso marina ny fo ra nikopol marina kay =))=))=))=))=))=)) Ay kay le izy tena fitoriam-pitiavana marina :!: :-D:-D:-D:-D
de anao an'io koh zany sympa kely am manaraka ? :-D:-D:-D


6. menalamba ( 07/06/2007 21:54)
Nahoana no tsy tonga dia nanantonana niresahana é?Sa sarotra be ny namela ilay
kotoleta?Raha vao miandry baolina mitontona dia difotra tara loatra....:}:-D:-D
7. pissoa ( 08/06/2007 01:36)
misy film mitovitovy amin'ito manao fikarohana ito fa tsy tadidiko ny anarany ! (tany anaty train ny tantara fa tsy restau) :-D:-D:-D
8. Fiffi ( 08/06/2007 05:25)
hummmm.....pissoa: ka le izy koh aza anié tena film eh ! :wink::-D:-D:-D
9. xxx ( 08/06/2007 11:12)
pub-na café no nahitako an'io!
10. Fiffi ( 08/06/2007 12:07)
11. andry08 ( 08/06/2007 20:01)
Tena tany no nisy an'io!
12. pissoa ( 08/06/2007 22:13)
xxx sy Fiffi : hay ve e :oops::oops::oops::-D
13. marozevo ( 09/06/2007 00:35)
Misy tokoa dia mahagaga... Nisy tantara mitovitovy amin'io niseho tamiko tamin'ny 1990. Tamin'ny 2006 teo dia hitako indray ilay olona, ary siavy dia tadidiko... fa izaho tsy tadidiny. Niresaka izahay dia gaga izy fa hoe fantatro. Firy izao ny ankizy ? Telo, hoy izy.
Tongava taiza àry eh!

Tantara izany ka tantara... tantara efa lasa elabe.
14. sitlo ( 09/06/2007 00:51)
Ny ahy indray mbola any amin'ny ho avy. Dia ataoko hoe aiza ianao no mipetraka. Dia raha vao miteny anara-tanana dia tsy ilaozako mihinana kotileta izany. Fa raha vao mamaly amin'ny fanontaniana, tonga dia avaliko hoe nefa eo ambony seza. Dia lasa amin'izay aho mirevy kotileta sy pitpoa.

Tantara izany ka tantara... tantara mbola ho elabe
15. Fiffi ( 09/06/2007 08:18)
:-D:-D:-D
16. sympa ( 09/06/2007 13:18)
Fiffi :arrow: Mbola tsy aiko ôôô :!: :^):^) Anjaso hoe dinihako :roll::roll: Mety rahoatra ka loaka tsy tiako ny hoe ka :-D:-D:-D

sitlo :arrow: =))=))=))
17. Fiffi ( 09/06/2007 14:09)
sympa: inona akia no tsy azo ?
18. sympa ( 09/06/2007 15:03)
Fiffi :arrow: Le loakanay anjoany ka :-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 09/06/2007 15:07)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/0038.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/glace-9842.gif[/IMG] io ny an'toi an ! :)
20. sympa ( 09/06/2007 15:28)
Fiffi :arrow: ampiana ty de milay be [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boissons/B_09CH%7E1.GIF[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366