Aza mitondra anay @ fakampanahy fa manafaha anay @ ratsy
1. xxx
(
07/06/2007 16:59)
Nisy Monpera hono nandeha train. Rehefa nijanona t@ arret ilay train dia indro fa niakatra sipa manja be ary dia nitady toerana ary tsy nahita raha tsy teo akaikin'ilay Monpera. Samy nisahirakirana ihany saingy tsy maintsy miara mipeteaka para pahatonga any @ izay aleha. Nijanona teo @ arret manaraka indray ilay train dia niakatra ny mpandeha, indro nisy sipa koa niakatra fa tena sady tsy bika no tarehy. Ary nitady toerana saingy niafara teo @ Mompera koa, nijery ankavanana ankavia tsy nety nipetraka teo akaikin'ilay sipa 1 ary dia nisisika teo ankavianny Mpmpera fotsiny izao ary dia lasa tao ampovoany Mompera (lasa sandwich izany lery e!) Rehefa norotsirotsin'ny train dia rendriky ny torimaso ary Mompera ary dia nirondrona. Nankany @ankavana, taitra kely i Mompera, nojereny ny lohany efa eo antsorok'ilay manjakely, ka hoy izy nivavaka: AZA MITONDRA ANAY @ FAKAMPANAHY (l). Niverina natory indray izy ary mihezaka nitazona ny lohany tsy hirondrona nefa lasa tany @ havia indray ary sendra taitra tampoka ary hoy izy indray nanohy ny fivavahany: FA MANAFAHA ANAY @ RATSY :evil:. O mon :twisted:(l):P:D:twisted::lol::evil:(l):-D(l):-P
novalian'i cbd ny 12/06/2007 16:35
3. xxx
(
07/06/2007 17:26)
Ka ny film anie mbola miverina raha tsy jeren'ny sasany ary hoan'ilay mpitia mbola jerena foana e!:^):^):^):^):^):^)
5. xxx
(
07/06/2007 17:50)
Tsy fantatro na ato no tokony hanoratako ity na any @ hatsikana fa saingy nampisaina ahy dia hoy aho hoe: mety @ hatsikana koa ilay izy.
Indray andro niditra tao @ magazay lehibe ireny ireto mivady niaraka t@ zanany vavy kely. Rehefa hitan'ilay mpivarotra fa mahafatifaty ilay zazakely dia hoy izy: avy ange ianao aty e! Notaritiny teo @ bokaly feno bonbon iray, ary hoy izy alaivo fenoy ny tanana. Ary alaivo izay zakanao. Dia nieritreritra kely ilay zaszakely ary nandeha nanantona an-drainy aloha.... Dia hoy izy Dada a!, Dada a! avy ange Dada aty e! Heverin'ilay mpivarotra fa hangataka alalana fotsiny ilay zazakely; kay hoy ilay zazakely t@n-drainy atsofohy ato ny tanan'i Dada dia fenoy bonbon ho ahy ny tananan'i Dada. Tsy nahateny ilay rangahy satria nahazo alalana izy ary nisafidy ilay tanan-drainy izy satria lehibe ny tanan-drainy noho ny azy :lol::lol::lol::lol:

8. sympa
(
08/06/2007 23:36)
I damopra zany anie tsy matory fa manandrana fotsiny éééé :!: =))=))=))=))=))=))
9. wooda
(
09/06/2007 22:44)
Tena lasa saina angambany Bainin-tsika ao ambony ao!
Ande hamerina hianatra hivavaka indray za zany fa manomboka ho setoany!
Ande hamerina hianatra hivavaka indray za zany fa manomboka ho setoany!