Porofom-pitiavana

1. rfjo ( 07/06/2007 12:34)
Mba samia mitantara eto isika eeeeeeeeeee!
Inona no porofom-pitavana tena hitanao navesa-danja indrindra nataonao tamin'ny olona miaraka aminao, na koa nataony taminao? :*
novalian'i Jeankely ny 24/07/2007 12:43
2. sonwin ( 07/06/2007 13:17)
nentiko tany an-tranonay dia nitsikitsiky erý baininay
nentiko tany andakozia dia nanaovako lasary voatabia
:*
3. kallie ( 07/06/2007 13:31)
:-D:-D:-D mbo seureu mo e
nénah ve? j'ai tout abandonné pour lui, mais j'ai gardé le meilleur, mon amour
4. booboo ( 07/06/2007 13:41)
sonwin > :-D:-D:-D:-D:-D

5. rfjo ( 07/06/2007 13:43)
Misaotra anao kallie a!
ny tena antony mba namoronako ity lohahevitra ity mantsy de hainao ihany fa ny soa fianatra e!

Ary tena gravy zany nataonao zany an! raha toa anao daholo ngamba ny vehivavy a! mmmmmmmmmmm!!!!!!
6. xxx ( 07/06/2007 13:53)
Ny ahy ndray nomeko azy ny tsara indrindra taty amiko, :-D:-D:-D
7. mamzelkely ( 07/06/2007 14:00)
ny anah manaiky ho vadiny za d izy ko manaiky ho vadiko :lol:
8. sonwin ( 07/06/2007 15:45)
Dia rehefa lany ilay lasary voatabia dia hoy aho nihira:

Any ampianarana aho tsy mety mahay
Ny saiko mankany aminao o
0/20 ny ao anaty bulletin
Porofom-pitiavako anao :*

baboko 100% ny fony hatrizao(l)(l)(l)

kallie> seureu dol ireo ka 8)
9. sitlo ( 07/06/2007 19:04)
eny ambony fefy no milalao.
porofom-pitiavako anao
ary raha somary mahia ilay olona?

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG]hatrizao
10. booboo ( 07/06/2007 19:26)
:-D
11. wooda ( 07/06/2007 19:29)
rfjo-> euh..., za tsy mandainga (marina)!
...
...

12. Fiffi ( 07/06/2007 21:16)
heu....
13. wooda ( 07/06/2007 21:43)
sonwin->ary fahitako anao zany ange tena lhl romantique be eh! :^):^)
14. andrea ( 07/06/2007 21:46)
sonwin:

Dia rehefa lany ilay lasary voatabia dia hoy aho nihira:

Any ampianarana aho tsy mety mahay
Ny saiko mankany aminao o
0/20 ny ao anaty bulletin
Porofom-pitiavako anao :*

baboko 100% ny fony hatrizao(l)(l)(l)

kallie> seureu dol ireo ka 8)


ny ahy ny ataoko zao mahazo 20,5/20 ny noty de faly be ilay mpampianatra
15. xxx ( 07/06/2007 22:07)
:oops:
16. Jeankely ( 08/06/2007 03:11)
Nareo hita mihintsy fa mpilalao fitiavana daholo kay.
17. mamzelkely ( 08/06/2007 06:11)
aôna kosa mo no ilazanao fa milalao fitiavana ny ankizy samy manan ny porofom-pitiavany kosa io ko:roll:
18. dongadonga ( 09/06/2007 04:13)
ndryyy rrttttttiiééééééh
19. Jeankely ( 09/06/2007 07:58)
Ataonareo kilalao ilay izy fa angaha io saribakoly. Tena fitiavana io ary tsy voafaritra anaty taratasy io fa ngezabe sady lavabe=))=))
20. xxx ( 11/06/2007 05:33)
nisy fety tao @ fianakaviany d nentiny tao aho sady norohany elab sady nofihininy teo am-povoan' ny fianakaviany nefa ny fianakaviany tsy tia ahy, hafa firenena izy, raciste ny fianakaviany, nampalahelo moa fa tsy naharitra ny fiarahanay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799