Porofom-pitiavana
21. Jeankely
(
11/06/2007 05:52)
Matoa tsy tafaraka hatramin'ny farany dia tsy ampy izany ny porofompitiavana. Raha mahatohitra ny olana rehetra ary vonona ny hiara-hanavatsava ity fiainana ity dia izay no porofompitiavana. Ny resaka mifamihina sy horoka na mamy be aza mandalo izany ary ny chocolat lany. Fitiavana tsy mety tapitra no tena porofompitiavana. Raha niara-natory dia nanao fitiavana hafa indrindra tsy mbola fahita nefa misaraka avy eo dia ilay revy be iny ve ho porofompitiavana. Iny no atao hoe Kilalao fitiavana. Aza mba tratran'ny ataon'ny sasany kilalao ihany.
22. sakaizakely
(
11/06/2007 08:55)
vao tsy niaraka 1/2bolana izahay de efa fantatro sahady ny code carte bleue
tsy porofompitiavana goavana be ve izany ?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy porofompitiavana goavana be ve izany ?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. mamzelkely
(
12/06/2007 06:27)
sakaizakely :wink::-D:-D:-D marina ny andry marika na confiance akia zany aa:-D:-D
26. Jeankely
(
12/06/2007 08:59)
Rehefa mahakarakara hatramin'ny farany dia izy fa ny zavatra "temporax" revy mandalo e ary tsy porofompitiavana mihintsy. Isaky ny miova vady "Johnny" dia nilaza fa ity vao tena fitiavanabe fa ny teo aloha ny lazako, ny volako, ny fikako angamba no novadiany, avy eo mahita tena izy hafa indray. Aiza izany no izy?
27. naughtyboy
(
12/06/2007 09:49)
sakaizakely:-D:-D goka tsy nisy rovitra ny paosy ny sasany @shopping an=))
29. zaagasse
(
12/06/2007 14:05)
ny ahy ndray de tamin'izy nanala fanadinana de za miafina ao ambadiky ny wc de atsipy any amiko ny sujet misy roa vv izy namany io de ny 1 manatitra sujet de ny 1 maka ny valiny ry zareo no mifandamina any.za mitampify tsihitanle juri akory nefa mandalo eo akaikiko foana le juri hahaha eto hono a de tsitany o za manao akanjo mainty toy ny nija mihitsy misioka kely izy de avy aho par prudence io an afaka ny joba...oooooeeee
32. Jeankely
(
13/06/2007 02:19)
Oh "zaaqasse", mifanaraka amin'ilay hevitrao marari-pitiavana ve ity resakao ity sa mba samy mampiresaka daholo. Nofitahanao ilay joba satria tsy nianatra izy nefa afaka. Fitiavana ve tsy ny mampianatra azy e sa ny "pin" ve miaraka amin'ny ninja ve nefa milaza Kung Fu atsy ambadika. Mba ataovy mifameno ilay resaka e. Porofompitiavana dia mitady izay ahasoa ilay olona mandrapahafatiny.
33. zaagasse
(
13/06/2007 06:01)
ka zany no niainanay ka :le joba atsy ambadika io.izy mantsy itako fa tsy ho poince mitsy de nissacre aho ka inona no olana zao izy mba afaka toy ny rehetra fa tsy namitaka aho niezaka nampianatra azy foana aho taty aoriana fa ny eritrerita no betsaka fa ny fiainana no manova e;de samy vita porofo taloha zany zoky a.zahay koa anie ka vao niaraka tamin'izay e de iny no itako fa ocasion.fa mba tantarao aloha nenareo e miandry zahay
34. Jeankely
(
13/06/2007 06:37)
Aza aely ny resaka "PIN" ry zandry e. Revy maloto izany fa mila mianatra tsara. Tsy hainao ve fa President "Zafy" aza mamoahan'ny olona resaka fa "ni-pin" vao tafa e. Aza manitatra io am'ny internet fa sao mba ni-PIN daholo ny milaza manampahaizana ka vizana ny Tanindrazana miantehitra amin'ny "Fraude" e. KF tsy manao izany ary mahasahy amin'ny heriny ry leiry e.
36. la
(
14/06/2007 11:08)
zaagasse> somary masika ty teniko ty ngamba fa azafady an!! itako enao nariny natakalony le promotion taty arina ngamba le taty arina nampianatra azy tsara fa nenao namatambonona izy , nefa refa tena natao ny kaonty hay izy sipa ty mitsikaraka fa tsy mamatam-bonina de lsa any amin'n......izy :):idea::-$
37. zaagasse
(
15/06/2007 05:58)
fa mamatambonina aona moa fa tsy azoko?ary mahay mitsikaraka aona? fa aiza ary nareo zany.mba precis rehefa miteny fa tsy hevitra tongatonga zany no avoaka.Parcequ'elle cherche un mec et c'est commme ça que tu definis que je ne prend pas mon responsabilité.sil te plait bab sois logique et sois raisonable.peut être que tu ne comprends pas le sujet...
38. Jeankely
(
15/06/2007 07:52)
Io ialahy miresaka "PIN" io no mamatambonona. Tsy nianatra nefa afaka hoy ialahy. Aza asiana resaka be io ry leiry fa manalabaraka na ialahy nanipy "PIN" na izy nandray sy afa-panadinana na ny "Mpiasa" lazain'ialahy hoe ento hono aho dia tsy hitany na ny valeur-n'ny diploma Malagasy voadona daholo. Mba diniho ihany fa "internet" anie ity e na marari-pitiavana aza. Bandy leity tsy mila marari-pitiavana izany e. Izay tsy tia an'ialahy aleo handeha fa raha mijanona eo aza izy tsy sitrapony ary mamely antsiny vao maika be ny fahorian'ialahy.
39. la
(
20/06/2007 05:40)
zaagasse> calme toi za mino fa bandy misaina enao azonao tsara io tiko lazaina io ary aza mataotra fa azoko tsara koa le sujet. Jeankely aza tsy tompony tonga de nahazo maika fa ny loharanon-kevitra!!
Bonne continuation de calme fona e!! dinidiniho ihany ny sujet sode contradictoire de manjary misamboaravoara be otran zao toi:)8O:idea::miam:
Bonne continuation de calme fona e!! dinidiniho ihany ny sujet sode contradictoire de manjary misamboaravoara be otran zao toi:)8O:idea::miam:
