Porofom-pitiavana

41. zaagasse ( 06/07/2007 08:29)
zandray calme foana mety misy zavatra iheveranao ahy ho tsy calme fa tu te trompes za calme ary ny fitiavana zany tsy mankarary ahy sujet iny ary mety misy mitovy cas amiko de ny ahy no nataoko ho hitanareo fa ny sipa zany tssss zay tsy tia ndana fa mbola fotoana azo iverenana zao hoy aho mantsy azy ny discution no mahafinaritra ahy hilaza le izy eto hahahahahaha....
42. Jeankely ( 09/07/2007 01:06)
hahaha miarahaba ano "zaagasse" e. Mila mafy loha ry akama a! Aza mba rainitetaka e
43. zaagasse ( 10/07/2007 06:11)
ok ndry koa...fa zao e tsy rainitetaka zany oa za.tena lehilahy ny aty. fa mba mila akama toa andry ny bandy.milay be le morale sy torohevitra omendry ny rehetra reveko anie ndry e...ok an.
44. Jeankely ( 10/07/2007 09:13)
Efa zokibe amin'ny taona aho anie ry zaagasse fa aza manao revy rainitetaka owa=))
45. zaagasse ( 13/07/2007 08:20)
fa aona ihany ary no maha rainitetaka ahy?omeo kely aloha ny famaritanao ny atao hoe rainitetaka fa sao ary zay no tsy itovizan'ny fomba fijerintsika.fitiavana daholo anie zay zavatra tsara ifampizaran'ny rehetra e de zay zavatra tsara zay no porofom-pitiavana ok ,enao oa reveko.
46. Jeankely ( 14/07/2007 03:21)
Ekena fa tsy rainitetaka ianao eeee. Omeo azy tsara ny profom-pitiavana miaraka amin'ny atidoha matanjaka. Atoroy daholo ny namana tsy ho rainitetaka satria mora jerena ny fitiavana nefa sarotra ihany koa
47. zaagasse ( 16/07/2007 05:49)
mba zay ahay no hitako fa tsara.zay zany le porofom-pitiavana ry zareo a nanaiky ny maha izy ahy ihany izy.porofom-pitiavana tsra hitako de alao ho vady le iarahanao de ça va ee.fa porofoiko ihany koa fa porofom-pitiavana ny fifam-pizarana ny soa rehetra toy ny atontsika eto.samy ary maneho an'zany e.mety mba ho tafa ihany isika malagasy raha samy mifanome fitiavana an!!
48. Jeankely ( 16/07/2007 06:04)
Tsy misy tokony tsy ahatafita ny Malagasy mihintsy. Resaka mpanao politika no manimba ny sain'ny olona ka ny ratsy sy ny fitapitaka ary ny fametrapetrahana no lasa lesona hifandimbiasana. Mila olona matotra ary manana adidy amin'ny tenany sy ny iray tanindrazana aminy. Fitiavana izany. Ny sasany kosa ny olona manolotra fitiavana no dakany. Politika daholo io ary lasa miatraika amin'ny fiainana manontolo.
49. zaagasse ( 17/07/2007 14:35)
marina daholo izany fa io koa anie tarazokat@fanjanahan-tany le ady politika.tsy hay ny malagasy le mifankatia zany ny marina..
50. princesseN ( 19/07/2007 13:46)
toa lasa jeankely sy zaagasse sisa no mifanolotra porofom-pitiavana e!:-D:-D:-Dsady @zay resaka politika le izy !
51. zaagasse ( 20/07/2007 10:15)
an an ka isika de samy mifanome fitiavana daholo.lasa politika marina izany resaka izany,sa fanolorana fitiavana politika?.:D:D:D:D
52. Jeankely ( 24/07/2007 12:43)
Politikam-pitiavana=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078