Mampalahelo

1. marozevo ( 07/06/2007 16:04)
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
Jereo eto

novalian'i marozevo ny 08/06/2007 09:33
2. menalamba ( 07/06/2007 21:46)
Aiza é? Tsy mandeha akory ....8-)8-)
3. Jeankely ( 08/06/2007 03:57)
Avereno ampidirina ry "marozevo" o.
4. marozevo ( 08/06/2007 09:33)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201

Io àry eh. Misokatra ny ady hevitra politika momba io, fa tsy resaka fivavahana,hono, io fa resaka Politika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0893