Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato

1. linarako2 ( 08/06/2007 22:38)
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo ihany no eo.

Iangaviana an-tanandroa isika rehetra.

Aoka izay ny fifampitsikerena
izay tsy ahitana famonjena.

Raha fivavahana dia alefaso.
Raha toa tsy izy aoka ihato.


Aiza ny sehatry ny fivavahana azonay ho raisina eto?
Ianareo mety afaka mijanona ela,ny anay izay kely mandalo kanefa fahasorenana, ny tena anefa mba te-haka hery ato amin'ny fampianarana ataony rehetra.:cry::cry:
Fivavahana ity aleo izay hanantevenana azy no tsara atao fa tsy hivily amin'izay zavatra hafa.
Mahafantatra ny tiako ho tenenina daholo isika rehetra.
Misaotra antsika rehetra.
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:56
2. xxx ( 08/06/2007 22:51)
=D=D
3. cutie ( 08/06/2007 23:33)
miandry fiovana zany e lol
4. marozevo ( 08/06/2007 23:42)
Mahafantatra ny tiako ho tenenina daholo isika rehetra.
Tsy mahafantatra daholo ka ! Za zao tsy mahafantatra.
5. xxx ( 08/06/2007 23:43)
Hazavao tsara fa mikorontana ny fandaharan-kevitrao,ka tsy azo.
6. cutie ( 08/06/2007 23:47)
Voalaza teo :
Mahafantatra ny tiako ho tenenina daholo isika rehetra

ry xxs sy ry marozevo
lasa HS le resaka ny iafarany fa samy te hifandresy lahatra daholo @ ze saim-pantany any ny sasany de lasa mifanindry sy mifampitsikera sisa.
Zany angamba no tiany lazainy @ io.
7. xxx ( 08/06/2007 23:50)
Ka raha manaraka tsara ianao dia ilay mpametrak sujet indrindra no tena manao an'io.
8. cutie ( 09/06/2007 00:01)
zany ve8O
9. marozevo ( 09/06/2007 00:08)
HS : Inona io fa tsy azo koa ?

Aiza ve Rangahy dia vao misokatra fotsiny le sujet dia efa jugement be manadala no ao... ianareo toy izao sy toy izao e.... fa izahay toy izatsy sy toy izatsy....

Vao misokatra le sujet dia efa sorena hono izy, nefa izy no manokatra... ko na izaho adala aza ve ....
10. cutie ( 09/06/2007 00:12)
marozevo koa tena tara be mitsy lol
HS= Hors size e
11. marozevo ( 09/06/2007 00:18)
Hay ve tsotra eh... Izaho anefa nitady terme hafa mihitsy.... Dia nihomehy aho amin'ity havendranako.
12. cutie ( 09/06/2007 00:19)
lazao we le izy hihomezana:-D
13. marozevo ( 09/06/2007 00:23)
Io efa voalazako io ka ! Ny tsy fahaizako ilay HS.

Fa mba mifindrà sujet indray aloha i cutie fa dia eto ihany ve ?
14. cutie ( 09/06/2007 00:26)
kamo za koa lol
15. marozevo ( 09/06/2007 00:40)
Kamo ahoana lol ? Ndàna ary matory amin'izay e.
16. cutie ( 09/06/2007 00:41)
bn aza e
17. xxx ( 09/06/2007 02:39)
Tena marina io fa mety tsy mahafantatra ny sasany na io fa miova ilay sujet dia lasa H.S satria izany foana.
Koboka tokoa amin'izay.=))=)).
Izay mahafantatra ny tiany ho tenenina no tsy anaiky.:@
18. xxx ( 09/06/2007 02:40)
cutie:

miandry fiovana zany e lol


=D=D
19. xxx ( 09/06/2007 02:56)
Tena mbola tsy nahalala koa aho hoe mpihavana daholo ny ankabeazan'ireo mamely ny olona ireo:Ianareo ve mba mahalala izany?:roll:i...cousin an'....ary rahavavin'i....sy i.... no mamely fa tsy izy....:roll:dia toy izay hatrany.Lasa tsy fivavahana intsony.Mampalahelo tanteraka.Raha tsy voakitika ianao dia misaora an'Andriamanitra.Izaho aloha lasa nanaraka ilay zava-mitranga tokoa e,ary tena misy ilay izy:cry::cry::cry::cry:
Miambena ny tenanantsika fa aza manaiky ampiasan'ny ratsy.:roll:(l)(l)(l)(l)
20. tslem ( 09/06/2007 04:20)
Fivavahana ity aleo izay hanantevenana azy no tsara atao fa tsy hivily amin'izay zavatra hafa.


ka farafaharatsiny i linarako2 mba nametraka vavaka fa tsy niteny an'ity
Aoka izay ny fifampitsikerena
izay tsy ahitana famonjena.
Raha fivavahana dia alefaso.
Raha toa tsy izy aoka ihato


mba ohatra hoe:
Ry Tompo rainay be fitia ô! ampio izahay rehetra mpiserasera eto mba tsy hivaona amin'ny adihevitra sy ny dinika rehtra miseho,mba tsy hifampitsikera sns... e !..... Amen.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626