Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
101. marozevo
(
16/06/2007 19:44)
Ny ady hevitra tsy maintsy misy kosa e... Ny itokotokoan'ny loha anie hahasamihafa ny hevitra e. Iza moa amintsika rehetra eto no sahy hilaza fa ity hevitro ity, na itsy hevitro itsy dia marina tsy azo kianina...
Izao ho'aho. Aza misalasala mihenjana rehefa ilaina izany, fa ny miziriziry kosa dia ialao tanteraka. Temoignage iray io hitanareo nifanaovanay sy i Naugtyboy io... Fa izao efa milamina satria tsy misy niziriziry na nisy fifandonana kely aza.

102. ikaretsaka
(
16/06/2007 21:32)
ataoko fa mazava amin'ny rehetra io resaka io
atsipy ny teny am-pon'iizay manam-panahy...
atsipy ny kaopy vaky
hoy i sitlo izay!
atsipy ny teny am-pon'iizay manam-panahy...
atsipy ny kaopy vaky
hoy i sitlo izay!
103. Fiffi
(
17/06/2007 10:31)
marozevo:heu....mandreraka moh zany an ? masositra ? fa tsy zany kah !
Tandremo sao afangaron-dry amin'ny hoe mifanafintohina an !
Ika: eka ouz booboo zay !
105. ikaretsaka
(
18/06/2007 05:13)
i fiffi indraindray tsy mahazo ireny voambolana tsy mahazatra azy ireny ry marozevo fa velabelaro a
106. Fiffi
(
18/06/2007 13:25)
marozevo:heu....inn hoa ny dikan'io ? hoe masositra , mandreraka ve ?
Tandremo sao afangaron-dry amin'ny hoe mifanafintohina an !
107. cutie
(
18/06/2007 13:42)
omena exemple njy ry fiffi a
ny nataon-jy tamiko zao tena manafintohina ahy mitsy.
Mazava @ zay ve
ny nataon-jy tamiko zao tena manafintohina ahy mitsy.
Mazava @ zay ve
108. Fiffi
(
18/06/2007 14:22)
cutie:oui cutie ! tena mazava be mihintsy...merci du fond du (l)
omena exemple njy ry fiffi a
ny nataon-jy tamiko zao tena manafintohina ahy mitsy.
Mazava @ zay ve
109. rush
(
18/06/2007 16:10)
marozevo:tsara izany e!fa ny tena olana dia misy ny tsy mahatsapa tena fa nanao fahadisoana mihintsy, ary misy ny nanao fahadisoana fa tsy mahazo famelana na dia miaiky an'izany fahadisoana izany aza e!asa re mba ho aiza @ izany isika?soahiany ary fa mbola fampiadiana hevitra fotsiny ny eto fa raha izany no tena hihainana dia asa fotsiny!
Temoignage iray io hitanareo nifanaovanay sy i Naugtyboy io... Fa izao efa milamina satria tsy misy niziriziry na nisy fifandonana kely aza.
110. marozevo
(
18/06/2007 21:43)
Fiffi ah !!.. Ny dikan'ny hoe manafintohina dia mi-scandaliser. Fa mody manao karbonetra kely ilay ranamana io fa tsy scandalisée izany izy.
111. prime
(
19/06/2007 13:54)
karibonetra???:-D:-D ahoana indray izany ry marozevo?:-D:-P d iza ilay namana lazainao?
112. marozevo
(
19/06/2007 21:55)
Karibonetra ve ? Mampitombo resaka izany eh... Ohatran'ilay karbonetra mampitombo be ny koba.
Iza moa angaha ilay namana mitaraina hoe "scandalisé be" ao ambony ao ?
Iza moa angaha ilay namana mitaraina hoe "scandalisé be" ao ambony ao ?
119. marozevo
(
22/06/2007 18:56)
Mba ivereno vakiana ange ilay fomba nanokafana ity loha hevitra ity eh...