Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato

81. Fiffi ( 13/06/2007 10:41)
linarako2:

Dia manomboka eto ny toetsaina ratsy,manomboka mamely ilay olona daholo ny namany rehetra.
Tsy zazakely akory kanefa dia lasa daholo ary manomboka teo jereo amin'izay ny mpamaly:roll::roll:8O:cry:
nefa zao ve tsy fitsarana ?:roll:


82. xxx ( 13/06/2007 10:45)
Raha tsy hanaiky handini-tena ianao dia hodinihinay eto izany ko.
:wink:
83. Fiffi ( 13/06/2007 10:49)
"linarako2":
Dia manomboka eto ny toetsaina ratsy,manomboka mamely ilay olona daholo ny namany rehetra.
Tsy zazakely akory kanefa dia lasa daholo ary manomboka teo jereo amin'izay ny mpamaly
de ahoana zao no fandraisana an'zao lazainao zao ? nefa de ozy njay enao hoe:
"linarako2":
Inona ihany ity resaka mandinin-tena lava ity e,araho araka ny soratra masina.Aza mitsara mba tsy ho tsarana.
zany hoe raha enao zany no mitsara ny olona de tsy koi ? fa rehefa ny hafa de koi ?:-w:-w:-w:-w
84. linarako2 ( 13/06/2007 10:50)
xxx:

pissoa:

ny haiko njay aloha dia misy olona sady manana ps 2 no manao xxx ! :-D:-D:-D
linarako2=niryna!niara-nanjavona t@ niryna tany dago dia niara-niverina e!

Avelao ny soratra no hitsara.
linarako2 no nametraka ny fanontaniana .Inona no hidiran'i niryna amin'izany?Koa maninona no tsy miseho hoe izaho ihany ity fa miafona ao anaty xxx ao
Mamaky eritreritra faharoa koa io,tsy fantatrao,tsy anjaranao,ary tsy misy hidiranao ny amin'izy roa.Faly ianao manoratra an'io?Nahazo tombotsoa sa manongo-tena?
Mampalahelo tanteraka,mety tsy mahatsapa ianao.Izao no atao hoe aza miampanga amin'ny tsy misy dikany.

Mahasoa ahy ve ny hitenenako ity,mandratra olona ve,misy tezitra ve izany teneniko izany.Raha eny ny valiny dia tazomy irery ho anao.

Inona no tombotsoa mety ho azon'ny namana amin'ny fitenenako ity zavatra ity,tsara,mampahery ,manoro ,mizara sns: eny ny valiny ary dia alefaso.

85. Fiffi ( 13/06/2007 10:56)
"linarako2":
Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
86. linarako2 ( 13/06/2007 10:57)
diamondra27:



de zay no tokony mba hisainantsika rehetra eto mba tena hanao serieux @ resaka fivavahana fa tsy mitovy ny moyen ny tsirairay sy ny disponibilté ny tsirairay


=D=D izay indrindra mantsy,tsy mamaly ny olona misy antony ao.Samy manana ny antony,fa ny tena antony iray tsy namaliako dia tofoka amin'ny toetran'ireo milaza mpivavaka kanefa feno fankahalana sy tsy fitiavana ny namana.Tsy misy hidiran'i niryna mihitsy ny anarana linarako2.Mety mitombona ihany fa ny cousin-ny tompon'andraikitra ao amin'ny serasera ary izy mirahavavy no mijery izay miditra sy mivoaka ato.Izay angaha dia miala satroka aho.




87. linarako2 ( 13/06/2007 11:00)
xxx:

Hoy i pissoa:

ny haiko njay aloha dia misy olona sady manana ps 2 no manao xxx !
linarako2=niryna!niara-nanjavona t@ niryna tany dago dia niara-niverina e!

Mba jereo koa fa mitovy ny mombamomba azy ireo, saingy ny iray mody natao serieux, ny iray natao kivazivazy.
:-D:-D:-D

Izao ve no atao ato anaty fivavahana,mitsikera fotsiny.Mampalahelo tokoa.Mandehana tsikerao daholo ireo mpanao xxx dia lazao ny cousin-nao hoe iza indray io xxx io.=))=))

88. linarako2 ( 13/06/2007 11:06)
Fiffi:

mahagaga anaha ity dinika ity an ! [quote="linarako2"]Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato

fiffi:
io ny titra nataon'mpandefa.....napetrany ny dinika de iny izy no tsy hita intsony.....
tsy nihato le izy satria tsy fivavahana fa mba nanomé ny heviny ny olona.....ka aiza ary enao hanohy azy am fivavahana tadiavinao ?

Ity aho tonga soamantsara fa saingy tsy amin'ny fotoana itiavanao azy,amin'ny fotoana ahafahako manoratra sy mijery ny valin'ny mpamaly.Mazava aminao amin'izay?:*

89. ikaretsaka ( 13/06/2007 13:48)
alefaso jerena @ izay ary ny tena hevitrao e
araka ireo voalazan'ny mpamaly ireo
90. prime ( 13/06/2007 14:12)
Misaotra an\'i lianarako2 miezaka mitady vahaolana hanatsaràna ny serasera eto amin\'ny fivavahana sy finoana...

Mahereza...

Ny hany azoko ambara dia fiangaviana raha sitrakareo, tsy aleo ve mifamela fa matoa samy tezitra toy izao dia misy alahelo izany avy amin\'ny iray mankamin\'ny iray dia mifamaly hatrany dia lasa miroritra tsy misy farany?... asa nefa izaho mirary koa raha mirary raha zavatra afaka mampandroso no ifampizaràna ka ifanampiana sy ifanoroana hevitra raha ilaina... nefa koa moa tsara ny miady hevitra fa avy amin\'ny alalan\'izany no isehoan\'ny tena marina izay indray2 mety tsy zaka fa rehefa dinihina lalina avy eo dia hita mitondra aina...

Mahereza ry zareo a, Andriamanitra anie hihaino ny hetahetantsika tsirairay avy samy mikendry ny hahatsara ny serasera sy ny fiainantsika isan-tokantrano sy isam-batan\'olona...
91. Fiffi ( 13/06/2007 14:28)
prime:

Ny hany azoko ambara dia fiangaviana raha sitrakareo, tsy aleo ve mifamela fa matoa samy tezitra toy izao dia misy alahelo izany avy amin\'ny iray mankamin\'ny iray dia mifamaly hatrany dia lasa miroritra tsy misy farany?...
prime: heu....raha avy amiko manokana aloha de tsy misy ny fifamaliana na fiadiana fa fangatahana fanazavana fotsiny satria tsy mazava ny voalaza...anjaran'zay mandray ny adi-hevitra ho ratsy na hoe fitsikerana sy fitsarana angamba no tokony handalina an'zany !


92. cutie ( 13/06/2007 22:27)
Ny hany azoko ambara dia fiangaviana raha sitrakareo, tsy aleo ve mifamela fa matoa samy tezitra toy izao dia misy alahelo izany avy amin'ny iray mankamin'ny iray dia mifamaly hatrany dia lasa miroritra tsy misy farany?... asa nefa izaho mirary koa raha mirary raha zavatra afaka mampandroso no ifampizaràna ka ifanampiana sy ifanoroana hevitra raha ilaina... nefa koa moa tsara ny miady hevitra fa avy amin'ny alalan'izany no isehoan'ny tena marina izay indray2 mety tsy zaka fa rehefa dinihina lalina avy eo dia hita mitondra aina...

marina zany ry prime a:lol:
93. linarako2 ( 14/06/2007 12:13)
cutie:

Ny hany azoko ambara dia fiangaviana raha sitrakareo, tsy aleo ve mifamela fa matoa samy tezitra toy izao dia misy alahelo izany avy amin'ny iray mankamin'ny iray dia mifamaly hatrany dia lasa miroritra tsy misy farany?... asa nefa izaho mirary koa raha mirary raha zavatra afaka mampandroso no ifampizaràna ka ifanampiana sy ifanoroana hevitra raha ilaina... nefa koa moa tsara ny miady hevitra fa avy amin'ny alalan'izany no isehoan'ny tena marina izay indray2 mety tsy zaka fa rehefa dinihina lalina avy eo dia hita mitondra aina...

marina zany ry prime a:lol:




cutie,prime>misaotra betsaka,marina tanteraka izany.
Misaotra ny rehetra ary io efa nolazaiko taloha io ny valiny rehetra ry Ikaretsaka.
94. ikaretsaka ( 15/06/2007 05:25)
za de mitovy @ fiffi ny fahitako azy
heu....raha avy amiko manokana aloha de tsy misy ny fifamaliana na fiadiana fa fangatahana fanazavana fotsiny satria tsy mazava ny voalaza...anjaran'zay mandray ny adi-hevitra ho ratsy na hoe fitsikerana sy fitsarana angamba no tokony handalina an'zany !


Hevitra tokoa eto no miady , ary mifanazava sy mifanoro sy mifanampy sy mifampianatra isika, ary izany no andraisako ny namana eto. Ary betsaka ny zavatra tsy haiko sy tsy azoko taloha teto no lasa azoko .. ary mahatonga ahy indraindray manao hoe kay ve izany eeeee!

ny torohevitro dia : raha mahatsiaro ianao hoe misy malahelo na tezitra na manenjika anao, dia diniho @ fo tsy miangatra aloha ,ialao kely tanteraka aloha ny ego, diniho tsara aloha ny tenanao, hoe inona no tsy mety nataoko ka nahatonga an'i rangahy/ramatoa(kely) itsy niteny ohatran'izao! sao dia avy aminao ihany ilay izy, sao diso ny filazanao sy fihevitrao ny momban'izao! dia teneno mivantana fa aza aolakolaka... dia ekeo rehefa tsy manan-kalahatra intsony ianao, raha toa kosa ka mbola misy alahatra , na misy tsy mazava dia alaharo na anontanio! izany no ilaina ny eto!

Ny hitako matetika eto manko dia betsaka no tsy mandray ny torohevitra na fanitsiana na fanazavana fanampiny aroson'ny namana, tsy te hahalala fa ny azy ihany!
Iderako an'i marozevo sy i fiffi manokana (i Pissoa sy i Prime koa efa manomboka) iny fahatsapan-tena sy manaiky ny tena ho diso iny rehefa diso ... sy le hoe rehefa tsy mahay na misy manitikitika dia manontany...
misaotra fa nisy ianarana ry zareo a, ary taminareo aho no nianatra izay na mbola lavitra aza ny lalana
95. marozevo ( 15/06/2007 17:21)
Na dia lavitra aza ny làlana....
Tena mampisaina anh. Làlana mankaiza moa izany. Raha azoko tsara dia ny làlana mankany amin'ny fahalalana ny finoana no tianao holazaina. Asa anefa aloha... sao diso ny fihevitro.

Fa raha izay tokoa no tianao ho lazaina dia tsarovy fa manomboka eo amin'ny fahaterahana ka mandram-pahafatintsika dia mizotra foana isika. Tsy afaka ny hijanona... Io ilay hoe "miara-mizotra"... miaraka, mifanohantohana sy mifanohintohina.

Ny tena hafaliana, any andro any volana any taona, dia indreo isika namana rehetra samy faly "samy tody" satria nifampizara sy nifanampy.

Mahereza.
96. Fiffi ( 15/06/2007 17:36)
marozevo:

Ny tena hafaliana, any andro any volana any taona, dia indreo isika namana rehetra samy faly "samy tody" satria nifampizara sy nifanampy.
fa alohan'hatongavana am-zany zay mba tena hiriana de tokony mba samy mahatsapa tena kalou ny tsirairay fa:

-tsy misy ny tongalafatra

-samy olombelona mety manao fahadisoana

-miaky an'io.....mba mihaino ny hafa fa tsy miziriziry am hevitrin'ny tena fotsiny....

-raha mba misy zavatra lazain'ny hafa de aza avy hatrany de raisina hoe:

-fitsarana (de lazaina hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina)

-manenjika (nisy nilaza teto hoe "ny alika no henjehina)

-tadidio koh fa ny tsikera de tsy tokony ho raisina zava-dratsy foana ....ilaina am-fiainana ny tsikera saingy....isika no be siasia ka tsy manaiky an'zany tsikeraina zany nefa......ilaina io mba hihovana , hanatsarana ny fiainana....ary tsy midika foana hoe ratsy zany !

-ny tena hitako sy tsapako koh de rehefa mba misy manitsy de mba valiana iny mba manomé ny hevitrao enao fa tsy dinganina foana raha vao hita fa nisy ny FAHAMARINANA.....(zay no maha-tonga foana ny filazana fa mpanenjika sy mitsara sns...ny hafa..

ary tena nitsikera zah io fa mino zah fa tsy tsikera ratsy ireo nolazaiko ireo nefa moh...asakasakin'tsirairay zay fandraisany azy io...

misaotra !


97. marozevo ( 15/06/2007 17:51)
Io indrindra, ry Fiffi, no mahatonga ahy milaza hoe "Mifanohantohana sy mifanohintohina" ah.

sao dia tsy azo ilay hoe mifanohintohina ka aleo hazavaiko kely : Mifanohintohina = mifanaitaitra; mifampahatsiaro; milaza amin'ny namana tiana hoe tandremo itsy sy iroa. Raha fintinina dia "tsy mijery arina an-tava".

Ny mifanohantohana ataoko fa samy mahazo.
98. Fiffi ( 15/06/2007 19:39)
marozevo:

sao dia tsy azo ilay hoe mifanohintohina ka aleo hazavaiko kely : Mifanohintohina = mifanaitaitra; mifampahatsiaro; milaza amin'ny namana tiana hoe tandremo itsy sy iroa. Raha fintinina dia "tsy mijery arina an-tava".
marozevo: aleo njay aloha dinihina kely ity nolazainao ity....


99. marozevo ( 15/06/2007 20:22)
Tandremo sao afangaron-dry amin'ny hoe mifanafintohina an !
100. rush ( 16/06/2007 12:26)
izao ve dia tsy mazava @ nareo e!ny an'ry linarako2 niryna dia tsy azo atao ny manohitra izay zavatra lazainy fa raisiny ho fanenjehana,fitsikerana,fanaratsiana azy izany!ny azy hiany no marina hany ka raha vao misy olona milaza ny marina dia tsy valiany aloha ary mitaraina izy fa izao sy izao!tsy azo kianina na hasian kiana na dia kely aza ny zavatra lazainy fa raisiny zavatra ratsy izany!mandiniha tena hiany hoy aho e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4469