Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato

61. diamondra27 ( 12/06/2007 08:59)
za tsy momba ny fihetsin'i linarako satria manokatra sujet izy de tsy mitsidika tsony mamaly
Forum manko dia midika hoe: resaka ifanaovana nefa izy tsy hita
Tsy azo omena tsiny be avy hatrany koa le olona satria za zao efa tratra fa nanokatra sujet de tsy afaka namaly intsony teny antenatenany satria tratry ny virus ny matos de tsy te-handeha cyber koa de niandry we vita ny matos vao connecté indray

mila souplesse le fiainana aloha
fa raha makany @ rubrique hafa izy nefa tsy mandalo eto na tsy miala tsiny de tena tsy mety kosa izay amiko.
62. prime ( 12/06/2007 15:18)
63. marozevo ( 12/06/2007 19:13)
Ko lery hita any amin'ny rubrique hafa anie eh...
64. ikaretsaka ( 12/06/2007 21:42)
niryna:

ikaretsaka:

dia izay tsy namana ve tsy tiavina ohatran'ny tena ry niryna?:wink: andraaay kosa
(sangisangy an)
Raha mahatsapa tena ianao fa tsikeraina, dia ny ataovy an-tsaina voalohany dia hoe fa maninona aho no tsikeraina, sao dia avy aty amiko ihany izany itsikeran'ny olona ahy izany, matetika manko dia ny "sasany" foana no lazaina ho diso (io ilay FANDINIHAN-TENA)


Sarotra ny mitia ny fahavalo fa ny fanetretena dia mampiova ny zavatra rehetra.Ampiarina amin'ny fiainana ny fivavahana.
Tsy tsy maitsy mianatra mitia azy,io no didin'i Jesosy.Moramora kokoa amin'izay ny mamela ilay olona.




dia ahoana no hahaizanao manetry tena na ny tenanao aza tsy voadinikao??8O
65. linarako2 ( 13/06/2007 09:42)
xxx:

=D=D


:D
66. linarako2 ( 13/06/2007 09:44)
cutie:

miandry fiovana zany e lol

Ianao no anisany nahalala ny tiako ho tenenina :D

67. linarako2 ( 13/06/2007 09:46)
marozevo:

Mahafantatra ny tiako ho tenenina daholo isika rehetra.
Tsy mahafantatra daholo ka ! Za zao tsy mahafantatra.


Io voalazako io ambony io izany,fivavahana no sehatra ato dia mba hirariana ho fivavahana fa tsy fitsikerana
68. marozevo ( 13/06/2007 09:51)
Que l'exemple vienne d'en haut !
69. linarako2 ( 13/06/2007 09:56)
xxx:

Hazavao tsara fa mikorontana ny fandaharan-kevitrao,ka tsy azo.

Miala tsiny kely aho raha izao aho vao namaly fa niandry ny hevitry ny rehetra:cry:


Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo ihany no eo.[quote]
Efa nisy namana niresaka foana fa hors sujet ny mpamaly,
[quote]
Aoka izay ny fifampitsikerena
izay tsy ahitana famonjena.

Indro kely fotsiny io amiko fa tsy afaka ny hanova toetr'olona aho,Andriamanitra irery no manao izany,sy ilay olona izay mianatra ny tokony ho atao amin'ny maha-kristiana ny kristiana.

70. linarako2 ( 13/06/2007 09:58)
cutie:

Voalaza teo :
Mahafantatra ny tiako ho tenenina daholo isika rehetra

ry xxs sy ry marozevo
lasa HS le resaka ny iafarany fa samy te hifandresy lahatra daholo @ ze saim-pantany any ny sasany de lasa mifanindry sy mifampitsikera sisa.
Zany angamba no tiany lazainy @ io.


Voalazana tanteraka =D=D=D:*
71. linarako2 ( 13/06/2007 10:08)
linarako2:

Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo ihany no eo.

Iangaviana an-tanandroa isika rehetra.

[i]Aoka izay ny fifampitsikerena
izay tsy ahitana famonjena.

Ny tiako ho lazaina dia matoa ny olona mba mizara dia fitiavana izay kanefa dia io ataon'i xxx io no fiandohany dia lasa manara-drenirano daholo ny ekipany rehetra.:cry:
xxx:

Ka raha manaraka tsara ianao dia ilay mpametrak sujet indrindra no tena manao an'io.

Dia manomboka eto ny toetsaina ratsy,manomboka mamely ilay olona daholo ny namany rehetra.
Tsy zazakely akory kanefa dia lasa daholo ary manomboka teo jereo amin'izay ny mpamaly:roll::roll:8O:cry:
Indraindray aho mamaky ireo valin-tenin'ny olona dia mihomehy sady malahelo.

72. xxx ( 13/06/2007 10:13)


Tsy tsikera be fahatany io satria alohan'ny namaliako anao dia efa nijery ny fomba firesakao hatr@izay aho.
Ka izay anie no lazaiko hoe: avy any @ tenanao aloha no fandinihana voalohany. Mahaiza-mandini-tena vao afaka mitsara-olona.
Esory aloha ilay tapa-kazo ao @ masonao....(ianao no manohy azy)
73. linarako2 ( 13/06/2007 10:14)
marozevo:

Hay ve tsotra eh... Izaho anefa nitady terme hafa mihitsy.... Dia nihomehy aho amin'ity havendranako.

Tsy maninona izany raha tsy nahalala ilay Hors sujet ianao H.S
Tsy vendrana ianao fa mbola tsy tafiditra ao anatin'ilay ekipa mpaneso olona sy mitsikera olona.Tsy maninona izany fa safidiny.Hampitombo ny finoana no tena tadiavinay ato kanefa io no setriny ato.:cry:
74. linarako2 ( 13/06/2007 10:26)
diamondra27:

Fiffi: raha any dago ange izy mety tsy afaka mi-forum matetika e!

de zay no tokony mba hisainantsika rehetra eto mba tena hanao serieux @ resaka fivavahana fa tsy mitovy ny moyen ny tsirairay sy ny disponibilté ny tsirairay


asa anefa aloha e!



Izany mihitsy ,izao ny tena te-hamaly, elabe ilay izy vao miverina:twisted:,mba azon'ireo olona ireo an-tsaina ve izany olana izany?:roll:Tsia:cry: fa fitsikerana sy mamaky eritreritra fotsiny.Izay teneninao anie no ao anaty sainao e:-P
Isika hono miteny sy manao izay ao an-tsaintsika ka mitondra ny hafa ho toa iny.
Tezitra ianao:mamaly am-pahatezerana ary mivandravandra be ny soratra ngezabe sy menabe.
Mitranga foana io ato,indrisy mampalahelo.:cry:

75. linarako2 ( 13/06/2007 10:28)
xxx:

Tena marina io fa mety tsy mahafantatra ny sasany na io fa miova ilay sujet dia lasa H.S satria izany foana.
Koboka tokoa amin'izay.=))=)).
Izay mahafantatra ny tiany ho tenenina no tsy anaiky.:@



=D=D
76. piste ( 13/06/2007 10:31)
Hampitombo ny finoana no tena tadiavinay ato kanefa io no setriny ato.


Izay ilay tsy lasa ry dada à, ianareo miseho mitory sy mahalala zavatra. Ka mihevitra fa anjaranareo ny fitoriana fa izahay kosa mpihaino sy mpankatò.

Diso hatrany am-boalohany mihitsy anie ianareo izany é.

Fifanakalozan-kevitra, fifanampiana, fifanabezana no eto fa tsy fitompoan-tena fatratra.
77. linarako2 ( 13/06/2007 10:31)
xxx:

Tena mbola tsy nahalala koa aho hoe mpihavana daholo ny ankabeazan'ireo mamely ny olona ireo:Ianareo ve mba mahalala izany?:roll:i...cousin an'....ary rahavavin'i....sy i.... no mamely fa tsy izy....:roll:dia toy izay hatrany.Lasa tsy fivavahana intsony.Mampalahelo tanteraka.Raha tsy voakitika ianao dia misaora an'Andriamanitra.Izaho aloha lasa nanaraka ilay zava-mitranga tokoa e,ary tena misy ilay izy:cry::cry::cry::cry:
Miambena ny tenanantsika fa aza manaiky ampiasan'ny ratsy.:roll:(l)(l)(l)(l)

=D

Izaho koa efa nomeny olona fampaherezana fa manao vazaha mody miady ireo hoy izy,ary dia noteneniny ny anaran'ireo olona ireo.Fahalalam-pomba amiko ny tsy manondro sy ny tsy mitsikera ny anaran'olona.
78. xxx ( 13/06/2007 10:31)
Hampitombo ny finoana no tena tadiavinay ato kanefa io no setriny ato.


Izay ilay tsy lasa ry dada à, ianareo miseho mitory sy mahalala zavatra. Ka mihevitra fa anjaranareo ny fitoriana fa izahay kosa mpihaino sy mpankatò.

Diso hatrany am-boalohany mihitsy anie ianareo izany é.

Fifanakalozan-kevitra, fifanampiana, fifanabezana no eto fa tsy fitompoan-tena fatratra.
79. linarako2 ( 13/06/2007 10:36)
xxx:



Tsy tsikera be fahatany io satria alohan'ny namaliako anao dia efa nijery ny fomba firesakao hatr@izay aho.
Ka izay anie no lazaiko hoe: avy any @ tenanao aloha no fandinihana voalohany. Mahaiza-mandini-tena vao afaka mitsara-olona.
Esory aloha ilay tapa-kazo ao @ masonao....(ianao no manohy azy)

Inona ihany ity resaka mandinin-tena lava ity e,araho araka ny soratra masina.Aza mitsara mba tsy ho tsarana.

80. linarako2 ( 13/06/2007 10:38)
rush:

marozevo:

Tsa misy raha azoko intsony eto, mba marina moa !
ka ianao vaovao dia tsy mahazo e!fa zavatra tsy mahagaga io!misy manko ny olona may ery hitsara sy hitsikera fa tsy mahay mijery tena aloha!avereno vakiana daholo ny zavatra nolazain'i linarako2 sy niryna dia ho azonao ny resaka!izay tsy mahazaka ny fahamarinana ka nahatonga foana ny olona hilaza hoe mandiniha tena!




Io no voalazako anareo,izay teneninao sy soratanao no maha-ianao anao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189