Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato

41. xxx ( 10/06/2007 05:01)
:roll::roll::roll:
hateny : Re : Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
Tena mbola tsy nahalala koa aho hoe mpihavana daholo ny ankabeazan'ireo mamely ny olona ireo:Ianareo ve mba mahalala izany?i...cousin an'....ary rahavavin'i....sy i.... no mamely fa tsy izy....dia toy izay hatrany.Lasa tsy fivavahana intsony.Mampalahelo tanteraka.Raha tsy voakitika ianao dia misaora an'Andriamanitra.Izaho aloha lasa nanaraka ilay zava-mitranga tokoa e,ary tena misy ilay izy
Miambena ny tenanantsika fa aza manaiky ampiasan'ny ratsy.
42. Fiffi ( 10/06/2007 06:39)
Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
ohatran'ity dinika ity ve zany ?
43. tywa68 ( 10/06/2007 07:07)
Miambena ny tenanantsika fa aza manaiky ampiasan'ny ratsy.

@ rehetra atao andavanandro io no ampiarina fa tsy ato ihany.:-*
44. diamondra27 ( 10/06/2007 12:01)
Ikaretsaka: miombonkevitra aminao 100%

Tsy tonga lafatra tokoa isika satria mbola misy nofo sy miaina araka ny nofo. Ary izany no tokony hangatahina ny Fanahy Masina mba hitari-dalana antsika @ lalana marina sy tsy manan-tsiny, dia mandeha araky ny fanahy

Misy milaza moa hoe: mba miseho kristiana nefa manana toetra tahaka izao sy izao
Ity misy andalan-tsoratra masina vakio

Romana 7:18B-19
\"fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.
Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko\"


ary aza mandray antendrony intsony fa raha mbola eto an-tany ny olona tsy maintsy manota, eny fa na dia ireny olona lazaina olo-masina ireny aza, saingy mifona sy mibebaka izy ary dia voavela heloka.
tsy ny mangalatra na mamono olona ihany no atao hoe: manota eo anatrehan\'Atra


Mampalahelo tokoa fa rubrique fivavahana no eto nefa dia mbola asiana fahazarana toy ny any @ rubrique rehetra.:(:(
45. marozevo ( 10/06/2007 12:30)
Chapeau à Diamondra sy ikaretsaka.
46. niryna ( 11/06/2007 03:23)
diamondra27:

le ato zany de lany andro mijery we iza ranona sy ranona

mbola mitohy foana le izy

ni fitarainana de we: aza mba asiana tsikera fa tsy manana unité sa tsy de manampotoana hijanonana elabe devant ny ordi ny rehetra satria tsy adsl illimité
de lasa resaka lavabe ndray.....

matoa misy ny fanovan-dresaka dia misy dikany ao

de tohizo zany ze mahafaly ny fony rehetra refa zay no mba fantatra fa mahafinaritra e!

lasa le personne kely no mitondra fa tsy ny fanahy...



=D=DMarina izany, sady tsy misy resaka fivavahana intsony fa lasa mivoana.Aiza ilay tenin'ny soratra masina hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Tiava ny fahavalonao.
Ny baiboly ihany koa no mampianatra antsika hanetry tena.
47. pissoa ( 11/06/2007 03:43)
Hita hoa ! misy aza moa laozany mijery an'izay mpihavana sy mpicousins eto fotsiny ... tena olona tssssss :-D:-D:-D
48. xxx ( 11/06/2007 05:01)
8O:?::?:
49. ikaretsaka ( 11/06/2007 05:07)
dia izay tsy namana ve tsy tiavina ohatran'ny tena ry niryna?:wink: andraaay kosa
(sangisangy an)
Raha mahatsapa tena ianao fa tsikeraina, dia ny ataovy an-tsaina voalohany dia hoe fa maninona aho no tsikeraina, sao dia avy aty amiko ihany izany itsikeran'ny olona ahy izany, matetika manko dia ny "sasany" foana no lazaina ho diso (io ilay FANDINIHAN-TENA)
50. marozevo ( 11/06/2007 08:12)
Iza no namako ?
51. diamondra27 ( 11/06/2007 08:25)
namana eto dia midika hoe: aimez vous les uns les autres

fa tsy hoe: namana ara-bakiteny akory.
52. pissoa ( 11/06/2007 16:52)
xxx : k'hita fa marina zany koa inona no mampa 8O ! jereo io ambony io e :-D:-D:-D
53. marozevo ( 11/06/2007 21:54)
Iza no namako ? Sao dia tsy fantatrao ary hoe "citation biblique" io.
54. ikaretsaka ( 12/06/2007 03:35)
:roll:Matio 7,22
toa tsy hainy tokoa
55. niryna ( 12/06/2007 05:26)
ikaretsaka:

dia izay tsy namana ve tsy tiavina ohatran'ny tena ry niryna?:wink: andraaay kosa
(sangisangy an)
Raha mahatsapa tena ianao fa tsikeraina, dia ny ataovy an-tsaina voalohany dia hoe fa maninona aho no tsikeraina, sao dia avy aty amiko ihany izany itsikeran'ny olona ahy izany, matetika manko dia ny "sasany" foana no lazaina ho diso (io ilay FANDINIHAN-TENA)


Sarotra ny mitia ny fahavalo fa ny fanetretena dia mampiova ny zavatra rehetra.Ampiarina amin'ny fiainana ny fivavahana.
Tsy tsy maitsy mianatra mitia azy,io no didin'i Jesosy.Moramora kokoa amin'izay ny mamela ilay olona.

56. Fiffi ( 12/06/2007 06:57)
mahagaga anaha ity dinika ity an !
"linarako2":
Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
io ny titra nataon'mpandefa.....napetrany ny dinika de iny izy no tsy hita intsony.....
tsy nihato le izy satria tsy fivavahana fa mba nanomé ny heviny ny olona.....ka aiza ary enao hanohy azy am fivavahana tadiavinao ?
57. diamondra27 ( 12/06/2007 07:29)
Fiffi: raha any dago ange izy mety tsy afaka mi-forum matetika e!

de zay no tokony mba hisainantsika rehetra eto mba tena hanao serieux @ resaka fivavahana fa tsy mitovy ny moyen ny tsirairay sy ny disponibilté ny tsirairay


asa anefa aloha e!

58. xxx ( 12/06/2007 08:12)
diamondra27:

Fiffi: raha any dago ange izy mety tsy afaka mi-forum matetika e!

de zay no tokony mba hisainantsika rehetra eto mba tena hanao serieux @ resaka fivavahana fa tsy mitovy ny moyen ny tsirairay sy ny disponibilté ny tsirairay
aiza aaaaa!!!any dago aiza aa!!!valio io raniryna a!o radiamondra27 aaaa!fa iza aloha no tsy misaina ka tsy manao sérieux ny dinika eto e?mandiniha tena hiany hoy aho e!


59. marozevo ( 12/06/2007 08:23)
Ny olana iray koa ho'aho, amin'ity loha hevitra ity, dia izao : Vao misokatra le sujet dia tendu be ilay olona manokatra azy.
60. diamondra27 ( 12/06/2007 08:53)
xxx:

diamondra27:

Fiffi: raha any dago ange izy mety tsy afaka mi-forum matetika e!

de zay no tokony mba hisainantsika rehetra eto mba tena hanao serieux @ resaka fivavahana fa tsy mitovy ny moyen ny tsirairay sy ny disponibilté ny tsirairay
aiza aaaaa!!!any dago aiza aa!!!valio io raniryna a!o radiamondra27 aaaa!fa iza aloha no tsy misaina ka tsy manao sérieux ny dinika eto e?mandiniha tena hiany hoy aho e!




______________________________________

miala tsiny fa tsy hoe: tsy fisainana @ famaliana @ity sujet ity no tiako lazaina eto fa tokony mba hitsinjo raha izay no tianao ho lazaiko re e!

tokony mba tsinjovina ihany ireo avy any dago tsy afaka miditra matetika @ internet

za tsy miteny olona 1 fa hita ihany ny fahasahiranana ny olona sasany eto kosa, misy tsy afaka mijanona alabe @ internet fa voafetra ny fotoany. Hafa indray raha hoe: any ampiasana ilay olona no miditra internet

sans rancunes an!:wink:
:-*:-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803