mtad namana
![](https://avatar.serasera.org/4ca40ed8f0d2d70654de3d01238a3eb1.jpg)
1. sallyg56
(
08/06/2007 17:54)
ny anarako dé sally d mitad namana tsy mfid na lahy na vavy na firy tona na firy fa zay fa d manantena anareo é
novalian'i cassy87 ny 23/01/2008 09:35
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
09/06/2007 10:27)
"anjaran3":zao ve nama no ataonareo de hisy namana hanantona anareo klé ! heheheheheeh ! avy nanaratsy ny masera de zao indray ? ountsssssssssss
Mpandefa : anjaran3 [ Valio ] 08-06-2007 06:24:39
Lohateny : Re : izao ihany !
inona no mahavoa an'ialahy no izao indray no kozin'ialahu ho misy fahavoazana sa tsy maha zaka indray toi aza maka L hoa fa mba resaka anie ireny e!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
3. Fiffi
(
09/06/2007 10:28)
tsy ho an'i sallyg56 io an ! fa ho an'i anjaran3 :{:{
sallyg56: mazotoa mi-forum fa namana daholo ny eto...:)
sallyg56: mazotoa mi-forum fa namana daholo ny eto...:)
![](https://avatar.serasera.org/8f0e0a1808f20db379d30666f88efb6d.jpg)
5. sympa
(
10/06/2007 12:33)
Tongasoa sallyg56, faly mandray anao ho namana eeee :^):^)
Fiffi :arrow: diso njay ny tanana an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Fiffi :arrow: diso njay ny tanana an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
![](https://avatar.serasera.org/6df80874836bd8002ac48d402068c369.jpg)
11. cassy87
(
23/01/2008 09:35)
slt nareo mitad namana azo atokisana izaho tsy mifidy fa ifampitantarana ny tsiambaratelo
bye
bye