Hira Ankalazao ny Tompo
1. hery
(
12/06/2007 09:17)
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
5. ikaretsaka
(
12/06/2007 14:47)
mankasitraka betsaka ny mpikarakara rehetra fa tanteraka ihany izany ny faniriana taona vitsivitsy lasa izay!
7. pissoa
(
12/06/2007 16:52)
Ou lalalalalalaalalalalalala
Tena misaotra be dia be dia be dia be dia be dia be dia be .... (times infinity) an'izay nanome an'ireo sy ny mpikarakara ny RVG !
:-*:-*:-*:-*:-*
Tena misaotra be dia be dia be dia be dia be dia be dia be .... (times infinity) an'izay nanome an'ireo sy ny mpikarakara ny RVG !
:-*:-*:-*:-*:-*
12. tywa68
(
12/06/2007 18:20)
booboo : tsy ao ilay Akohokely latsaka an-kady !
Zà koa tsy manana ! :? fa miandry ny namana handefa azy eto :lol:
Zà koa tsy manana ! :? fa miandry ny namana handefa azy eto :lol:
13. marozevo
(
12/06/2007 18:30)
Tena faly eh... Nanaovako fikarohana manokana ny "Ankalazao ny Tompo", ka fisaorana mitafotafo no atolotra anareo mpikarakara.
Fa izao, ahoana kay ny atao raha te-hihaino ilay hira ?
Fa izao, ahoana kay ny atao raha te-hihaino ilay hira ?
14. hery
(
12/06/2007 21:14)
Tsy amin'ireo sady mbola tsy amin'izay ato amiko koa ilay Akohokely latsaka ankady. Inoako fa hisy handefa azy aty amiko ihany :-)
marozevo> amin'izao aloha dia azo alahatra ao amin'ny Radiovazogasy.com izy. Mbola ho hita eo ny hametrahana azy ao amin'ny katolika.org
marozevo> amin'izao aloha dia azo alahatra ao amin'ny Radiovazogasy.com izy. Mbola ho hita eo ny hametrahana azy ao amin'ny katolika.org
15. pissoa
(
13/06/2007 02:00)
milay zany katolika.org zany fa mety tsy ela ny mandehatra azy :oops::-D
16. ikaretsaka
(
13/06/2007 05:02)
izany any @ katolika.org izany no tena hilay ko!
tsy mila mandahatra:wink:
tsy mila mandahatra:wink:
17. hery
(
13/06/2007 08:51)
Mbola mitady hevitra aho hoe ahoana no fomba hatao mba hahasarotra ny mi-télécharger azy manontolo :-)
voaaro amin'ny resaka zon'ny mpamorona mantsy ilay izy. :-(
voaaro amin'ny resaka zon'ny mpamorona mantsy ilay izy. :-(
19. majesty
(
13/06/2007 08:57)
Mba mahatsiaro an'ilay namelona lakolosy kely,sy ilay mamilivily an'ilay emboka manitra natao fahiny iny zany aho rehefa mihaino an'ilay hoe "omeo fitiavana aho,Tompo ô itiavako anao...".Sady mifandray tanana daholo ny olona :D:D:D