Hira Ankalazao ny Tompo

21. marozevo ( 13/06/2007 09:10)
Ka hitako ao amin'ny vazogasy ilay izy ry Hery ah... Hitako eo ilay titren'ny hira, fa ny anontaniako dia hoe ahoana ny atao raha te-hihaino azy mandram-pilahany ao amin'ny katolika.org ?

En tout cas... misaotra indrindra.
22. pitoussy ( 13/06/2007 09:50)
Marozevo , tape-o eo @ le oe " recherche titres " Ankalazao ny Tompo , fa tonga dia d mi-affiché ao doly , eo ianao misafidy ze hira tianao henoina , klikeo "demander" avy eo
d maztoa mihaino o :)

hummmm, hevitra mety marina ilay ary Katolika.org an

23. hery ( 13/06/2007 10:08)
marozevo> alaharo aloha ilay izy... dia rehefa hitanao hoe handeha dia mihainoa radiovazogasy.

Ny fomba fihainoana radiovazogasy dia mandehana ao amin'ny http://radiovazogasy.com dia ery ambony HAVIA ery misy hoe Ecouter RVG Live dia tsindrio izay hitanao mifanaraka amin'ny fitaovanao.
24. Fiffi ( 13/06/2007 10:54)
zah mba nandahatra fa toa tsy nety ? :( sa zah no tena tsy nahay nanao azy ?
25. hery ( 13/06/2007 13:10)
Fiffi> tsy mety ahoana? Mitovy amin'ny hira rehetra ao amin'ny Radiovazogasy ihany izy ao kou
26. ikaretsaka ( 13/06/2007 13:22)
hery> jingliavana eo ampovoany na eo aloha sy aoriana....
asiana ilay hoe "radio don boscooooo":wink:
ohatran'ny tsy mety tokoa ry hery!
tsy nilahatra sy tsy nandeha
27. sonwin ( 13/06/2007 14:23)
mandeha ilay izy ka. Matoa izy izay tsy mandeha dia vao nandeha vao haingana .
28. pissoa ( 13/06/2007 16:32)
tena makrizy anah iny vao nandeha vao haingana iny lol :-D:-D:-D
29. hery ( 13/06/2007 18:22)
Miareta fa kely sisa e :-)
30. Fiffi ( 13/06/2007 20:06)
hery:

Fiffi> tsy mety ahoana? Mitovy amin'ny hira rehetra ao amin'ny Radiovazogasy ihany izy ao kou
Hery: ka nandahatra zah de tsy hitako hoe aiza no nalehany ? de noheveriko eo efa vita zany kay tsy tao akory !


31. pissoa ( 13/06/2007 20:08)
Hery : misaotra mialoha :oops:

Fiffi : misy soratra ery ambony hoe hitranga afaka minitra vitsivitsy rehefa feno ny lisitra. Sao izay !
32. cutie ( 13/06/2007 22:15)
ary i pissoa foana no hitako mandahatra an'le hira :lol:
hiranay tany @ masera kay le izy :lol:
33. hery ( 14/06/2007 09:01)
Azo jerena ao amin'ny http://katolika.org

Dia jereo ilay hoe Hira hohenoina

Mila mampiditra solonanarana serasera

Mety tsy dia ho tsara ny feo sasany :-)

Tsy azo adika :twisted:
34. scorpion ( 14/06/2007 09:24)
Eny, tsy handika :evil::-D:-D
35. pitoussy ( 14/06/2007 11:20)
weeeeeee, =D=D=D

mamerina ny fisaorana bdb Hery
36. pissoa ( 14/06/2007 17:11)
Hi hi hi ! tsy handika fa misaotra betsaka =D=D=D:-*
37. marozevo ( 14/06/2007 22:37)
Mitaky solon'anarana sy teny miafina ilay site katolika.org. Mamorona hafa indray ve izany fa toa tsy mety ilay ampiasaiko eto amin'ny serasera ?

38. hery ( 15/06/2007 07:14)
:-) tsy namaky tsara i marozevo

serasera ihany kah
39. marozevo ( 15/06/2007 08:27)
Tena tsy mety le izy ry zoky ah...
Sa ny ordi-ko no mety hahatonga izany.
Lazainy hoe "Tsy mety ny solon'anarana nampidirinao ka avereno indray". Averina anefa dia io ihany koa no haveriny.
Ao fa karohiko miadana eto eh... Angamba takiana amiko koa ny faharetana.
Misaotra an'i Hery.
40. Fiffi ( 17/06/2007 10:43)
pissoa:

Fiffi : misy soratra ery ambony hoe hitranga afaka minitra vitsivitsy rehefa feno ny lisitra. Sao izay !
heu....hatram-zao kalou de tsy nety an ! fa de mionona am-nataon'ny hafa....


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.087