Hira Ankalazao ny Tompo

1. hery ( 12/06/2007 09:17)
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
2. Fiffi ( 12/06/2007 09:24)
Hery: misaotra anao fa de andeha angataka koa zah zany ! :)
3. pitoussy ( 12/06/2007 10:21)
weeeeee:) ,

Mankasitraka hatrany
4. karinah ( 12/06/2007 11:23)
:D sotra Hery!
5. ikaretsaka ( 12/06/2007 14:47)
mankasitraka betsaka ny mpikarakara rehetra fa tanteraka ihany izany ny faniriana taona vitsivitsy lasa izay!
6. tywa68 ( 12/06/2007 15:18)
youpiiii misaotra tompoko ô !
7. pissoa ( 12/06/2007 16:52)
Ou lalalalalalaalalalalalala

Tena misaotra be dia be dia be dia be dia be dia be dia be .... (times infinity) an'izay nanome an'ireo sy ny mpikarakara ny RVG !

:-*:-*:-*:-*:-*
8. pissoa ( 12/06/2007 16:53)
zay de nitomany donto fa faly be :cry::cry::cry::oops::oops::oops:
9. hery ( 12/06/2007 17:15)
pissoa :-D
Iny indray no tsy hitako
10. booboo ( 12/06/2007 17:38)
ao ve ilay "akohokely" ? dia iza @ reo no tena lohatitre-ny kay ?
11. pissoa ( 12/06/2007 18:16)
toa tsy ao ny akohokelin'i booboo ! :(

Hery :oops::-D
12. tywa68 ( 12/06/2007 18:20)
booboo : tsy ao ilay Akohokely latsaka an-kady !
Zà koa tsy manana ! :? fa miandry ny namana handefa azy eto :lol:
13. marozevo ( 12/06/2007 18:30)
Tena faly eh... Nanaovako fikarohana manokana ny "Ankalazao ny Tompo", ka fisaorana mitafotafo no atolotra anareo mpikarakara.

Fa izao, ahoana kay ny atao raha te-hihaino ilay hira ?
14. hery ( 12/06/2007 21:14)
Tsy amin'ireo sady mbola tsy amin'izay ato amiko koa ilay Akohokely latsaka ankady. Inoako fa hisy handefa azy aty amiko ihany :-)

marozevo> amin'izao aloha dia azo alahatra ao amin'ny Radiovazogasy.com izy. Mbola ho hita eo ny hametrahana azy ao amin'ny katolika.org

15. pissoa ( 13/06/2007 02:00)
milay zany katolika.org zany fa mety tsy ela ny mandehatra azy :oops::-D
16. ikaretsaka ( 13/06/2007 05:02)
izany any @ katolika.org izany no tena hilay ko!
tsy mila mandahatra:wink:
17. hery ( 13/06/2007 08:51)
Mbola mitady hevitra aho hoe ahoana no fomba hatao mba hahasarotra ny mi-télécharger azy manontolo :-)

voaaro amin'ny resaka zon'ny mpamorona mantsy ilay izy. :-(
18. majesty ( 13/06/2007 08:53)
mihetsiketsika mihitsy ny mpikarakara :D

Mankasitraka!
19. majesty ( 13/06/2007 08:57)
Mba mahatsiaro an'ilay namelona lakolosy kely,sy ilay mamilivily an'ilay emboka manitra natao fahiny iny zany aho rehefa mihaino an'ilay hoe "omeo fitiavana aho,Tompo ô itiavako anao...".Sady mifandray tanana daholo ny olona :D:D:D
20. sonwin ( 13/06/2007 09:06)
milay e! mankasitraka ny mpikarakara=D=Do^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674