Hira Ankalazao ny Tompo

61. pissoa ( 05/07/2007 21:55)
Odry ! Koa haiko tamin'zà mbola tany Dago io koa :-D:-D:-D
62. marozevo ( 05/07/2007 22:23)
Dia nosoratanao ve dia nentinao sa hainao tsianjery ?
63. pissoa ( 05/07/2007 22:56)
Hay ve zay le mahavariana anao e :-D
tadidiko tsy anjery fotsiny io :oops::-D:-D:-D
64. marozevo ( 06/07/2007 19:30)
Za manko le mi-citer hira ireny, tsy atao imason'olona fa, mijery boky mihitsy aho. Misy Ankalazao ny Tompo sy Vavaka sy Hira ato amiko ato. Ny Dera tsy nahavimbina....
65. pissoa ( 07/07/2007 01:28)
Nefa za aty mba manana deraaaaa :-D:-D:-D

fa io ihany nefa ny fihirana ananako aty :oops::-D
66. ikaretsaka ( 07/07/2007 14:32)
eeee.. za ko mba nahavimbina hasina sy ankalazao!
fa rehefa zatra mihira ilay izy foana anie dia hay tsianjery ilay izy ny farany e
indrindra raha ilay mihira ilay izy ka vitaina aby ny andininy rehetra!

ohatra ny tononkiran'i Maria sy ny Zakaria sy ny salamo sasany...
iny foana na samihafa aza ny andinin'ilay hira..
67. ikaretsaka ( 08/07/2007 12:41)
fa entre pa..
sao misy manana ilay hira hoe kirim-pitiavana iny ianareo kay...

ilay misy hoe ...narotsako tao am-pony
.....
saia andriamanitra aaaaaho, satriiiii andriamanitra aho!
68. pissoa ( 08/07/2007 20:01)
Kirim-pitiavana nga ny lohatenin'iny ? :-D:-D:-D


Tonony sa ilay hira mihitsy no tadiavin'i Ika ?
69. marozevo ( 08/07/2007 21:22)
Raha tonony manko dia manana koa aho.... Nefa izany ikaretsaka efa manana Ankalazao ny Tompo koo... Jereo ao amin'ny pejy 448, amin'ilay boky tsy misy naoty.

Za ho any Mcar ato ho ato, ka raha mahavimbina dia CD Ankalazao no hataoko mameno entana rehefa miverina. Efa vita CD sady nohatsaraina daholo ange izao ny herinandro telo voalohany eh... miampy ny Paka sns....
70. ikaretsaka ( 09/07/2007 12:36)
ny tonony.. tsy an-tanana ny ankalazao ny tompo fa ety am-panaovana vokansy aho dia tsa nahavimbina:oops:
71. ikaretsaka ( 09/07/2007 12:40)
marozevo: ny ankalazao ny tompo dia efa vita CD tokoa. fa raha ao @ Md Paoly dia lany foana isak'izay mankany aho!(be mpitady be mihitsy hono) fa hoe afarana mialoha hono ry masera dia amelany ianao ...
nanafatra aho saingy nohon'ny fahateren'ny fotoana dia tsy tafaverina tao!:oops:
72. marozevo ( 09/07/2007 23:13)
Raha tsy mahita ao amin'ny Librairie dia manantona mivantana eny amin'ny tranon'ny Ankalazao eny Ambohidratrimo na eny amin'ny Birao Antanimena eh... Mino aho fa tsy maintsy misy stock betsaka ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1668