Fomban'ny lasa adala no manao ny hendry ho hafahafa
1. Jeankely
(
14/06/2007 05:57)
Isiaka indray aloha dia hiafandrangitra eto ary izay iray leo. Ny adala rehefa mihetsika dia ny hendry no tadiaviny velisina. Mila tandrina raha sendra ny adala. Izay tian'ny adala tenenina dia lazainy nefa izy adala ve azo arahina fa jerempotsiny=))=))=)) Aiza e? Toa mahavita zavatra ihany ny olna e???
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:34
2. mimich
(
14/06/2007 07:00)
Jeankely:ohatranao zao ohatra!!!!!!:-D:-D:-D
Ny adala rehefa mihetsika dia ny hendry no tadiaviny velisina. Mila tandrina raha sendra ny adala.
4. mimich
(
14/06/2007 08:21)
Jeankely:ekena mba tsy hiadivana amin'ny adala satria
Allo "mimich", samy izy izany isiaka an???=))=))=))
"Fomban'ny lasa adala no manao ny hendry ho hafahafa"
5. mimich
(
14/06/2007 08:23)
Jeankely:ekena mba tsy ifandirana amin'ny "adala no manao ny hendry ho hafahafa"
Allo "mimich", samy izy izany isiaka an???=))=))=))
6. Jeankely
(
14/06/2007 08:27)
Mazavabe ary arahanay hatrany raha manokatra hevitra mamosavy Malagasy dia tapenanay ny daomy=))=))
8. Zazala
(
14/06/2007 19:21)
Mba endré nareo re olona é! Ny problèm anie ka Menaka fa tsy carburant akory.
http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin1230
http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin1230
9. marozevo
(
14/06/2007 23:19)
Ny menaka "azy" ka tsy olana. Ny carburant "an-dry zalahy" ka tsy maintsy asiana olana.
10. Jeankely
(
15/06/2007 07:28)
Na hiakatra io na hidina dia President io. La Pararantsa mijanona amin'ny Fahamboniany fa lainga raha hilaza azy donto fa ny mpamafa kiraro no mila ranondranony. Izahay tsy mila mpamafa kiraro fa ny olona mahasahy mijro no ilainay. Izahay tsy mahay teny pararantsay fa io no anay. Mazava sa ahoana?
12. Jeankely
(
16/06/2007 03:57)
Raha tsy mazava averiko. Na ratsy io, na tsara io, na manga io na mavo dia io no "President" fantatray ary izay rehetra ataon'ny fitondrana dia izay no atao hoe fanapahakevitrin'ny Malagasy. Mibolisatra izy dia any ary raha tafakatra dia mazava fa vokatry ny ezaka izany. Ny sain'ny vahoaka dia saratsarahana foana tsy ahavita zavatra ary misy ny mifaly amin'ny tsy isian'ny fivoarana fa zarany ny maro an'isa ho donto foana. Io no eo ary rehefa misolo izy izay tonga arabainay ary hajainay. Miasa foana izahay vahoaka ary mijanona ho vahoaka fa tsy ahazo ny seza tavianinareo io akory.
13. marozevo
(
16/06/2007 20:05)
Mazava amin'izay... Tena inconditionnel izany. Fa izao kosa, raha misy mba manao tsikera inona no fahadisoany ? Amiko matoa mitsikera ny olona dia hanatsara no tanjony (eny ekena fa misy manao tsikeran'ny mpialona na mpandrava = hafa indray iny). Io tokoa no président nofidiantsika dia eo izy aloha... irariana hahavita be miaraka amin'ny governemanta sy ny andrim-panjakana hafa rehetra.
14. bazylou
(
16/06/2007 23:38)
inona koa no vitany, ?? tsss mpandainga fotsiny ary mpaka bodongeroa ny fananan'olona izao!!:roll::?:
Omeko porofo ianao ?, manangana orinasa mpanao ronon iray dia ho hitanao ny fitsikilovan anao!!:wink::wink:
Omeko porofo ianao ?, manangana orinasa mpanao ronon iray dia ho hitanao ny fitsikilovan anao!!:wink::wink:
15. Jeankely
(
17/06/2007 02:26)
Resabe izany. Mandehana makany amin'ny EDBM (Economic Development Board of M/car)izay avy nosoloina ny GUIDE (Guichet Unique des Investissements) fa tsy misy sehatra tsy azo hidirana izany ao. Mitady ny hevitra rehetra ny hisintomana mpampiasa vola (investisseurs) aza no atao fa tsy tonga ireo noho ny antony maro izay tsy anjarako ny manazava azy eto. Ny fandaingana tsy mety fa ianao no tsy sahy nakoa tsy miditra amin'ny zavatra efa misy mpanao. Tsy ianao "bazylou" no hampianatra ny "investisseur" satria tsy izany ianao raha araka ny soratra ataonao eto hatramin'izay. Aleo mba ny solon-tenan'ireo "Groupement Professionnel Malagasy" no hiteny fa lasan'ny Filoha daholo ny fananandreo.
16. marozevo
(
17/06/2007 06:59)
Ny zava-bita kosa aloha misy eh... ary betsaka. Zavatra tsy vita tao anatin'ny 27 ans vita 4 ans. Fa rahoviana moa ity olombelona no ho afa-po ? Ary angamba na izaho miteny aza dia anisan'ireo tsy afa-po, nefa tsy maniry ny hialany koa fa mirary azy hahavita be aza.
18. marozevo
(
17/06/2007 21:05)
tonaka taiza ndray ary eh ? !!! Aza mampihomehy fa sao tapa-tsinay ato aho. Sady izaho irery ange no ato ka tsy hisy hiantso pompier na ambulance eh.
19. Jeankely
(
18/06/2007 01:34)
Misaotra ry "TONAKA" a.=)). Efa hoe misy ny zava-bita fa mbola ampiana satria sahirana. Ny azo mora tsy misy ary tsy maintsy miforitra vao mahavita. Ny tsikera alefaso hisainana fa tsy maninona fa ny fanapotehana kosa tsy lasa satria potika koa ny vahoaka.
