bevoka vao mitsaika

1. xxx ( 17/06/2007 13:50)
bjr
ny olona bevoka mbola mitsaika ve marary valahana sy kibo ko sa normale zany
novalian'i booboo ny 18/06/2007 10:29
2. Fiffi ( 17/06/2007 16:44)
inn zany "mitsaika" ?
3. menalamba ( 17/06/2007 21:38)
Tovona =mi ;Matoan-teny =tsaika,ny dikan'ny hoe tsaika=zaza,ny hoe mitsaika
izany dia miforona ,na vao manomboka miforona ilay zaza ao an-kibo,fa tsy hoe
mitsaitsaika ,ilay mandeha moramora mba tsy ho heno ohatr'ilay andeha hangala
-pihinana ao an-dakozia @ alina:-D
4. sakaizakely ( 18/06/2007 07:52)
tsy misy mahalala izany raha tsy efa feno 1 volana izy izay vao misy fambara toy ny havizanana, mandoandoa sns... satria afaka 1 volana eo vao mitombo ny hormones HGC izay mampisy ireo symptômes ireo
5. booboo ( 18/06/2007 10:29)
Misy vhv mahatsiaro maharary @ io lazain'i xxx io any @ fiatombohan'ny fitondrana vohoka kah. Ouz gygy hoe ny utérus no manomboka mamboatra ny place ao anaty kibo @ handraisany ilay zazakely (mihitatra sns).

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4036