sareraka

1. zoara ( 18/06/2007 12:49)
salama daholo!
henoko matetika ato @ radiovazogasy zao ireo hirany ka mba saika nanontany aho hoe aiza no mba mety ahazoana mividy ny cd na ny k7 n'i sareraka
2. sitlo ( 18/06/2007 16:46)
ay ay ay ay ay
meditation
3. Stretch ( 18/06/2007 17:07)
any am pivarotra Cd ve tsy misy ry zoara ?
4. sitlo ( 18/06/2007 17:10)
za kambony efa tany am pivarotra cd fa ze alaina rehetra tsy mandeha daholo. Efa nandramako imation, sony, verbatim, ... fa tsy naheno hira mihitsy aho na iray aza. Manirikiry mihitsy :x
5. Stretch ( 18/06/2007 17:12)
any am super music mankony ry zoara fa i leroa io teny amorondalana ny nividy a !
hay ao am musical store tsaralalana jereo eto
6. sitlo ( 18/06/2007 17:17)
sivana sivana

zao marina letsy ny fika a, makao am pochard ialahy dia manontany hoe misy mp3 sareraka? Dia tsisy hozizy fa tsy manao piraty. Dia mody gaga kely ialahy sady manao endrika kivikivy. Dia miteny moramora amin'izay izy hoe: fa inona avy ny hira tadianin'ialahy. Dia ariary zato eo ny hira iray.
7. Fiffi ( 19/06/2007 06:53)
:wink:
8. zoara ( 20/06/2007 19:12)
misaotra amin'ny valinteny fa saingy izao ny olana,zaho aty andafy,de ny fianakaviana any mada any @ province daholo fa tsindraindray vao miakatra,handramako ny fnac,sao de mba misy!!!!
9. Stretch ( 20/06/2007 20:05)
ntsoooo !
ka raha any fnac de aza manatena fa tsisy sareraka zany any , ôtrany jaojoby zay no mbô hitako tao am fnac tao ndray mandé zay , c' tou,

http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/sareraka/1

reo retsy de mba amboarimboary ao raha manana system anaovana azy ndry a !

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img239.imageshack.us/img239/882/1879408qq4.jpg[/IMG][/URL]

fa efa tena baina ko raYvon an !8)

10. rabilabila ( 25/06/2007 19:21)
Raha any Madagasikara i Zoara dia mankanesa any Besarety (Dosol) fa izy no ni-produire azy tamin'ireo kapila roa farany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037