"Tsaiky be"

1. Ztiana ( 15/06/2007 10:57)
Bonjour daholo e !
Sao mba misy manana na mahay ilay tononkiran'i Dedesse hoe "Tsaiky be"? dia misaotra mialoha e !
novalian'i lembelo ny 05/07/2007 08:04
2. naughtyboy ( 15/06/2007 11:43)
misy ao fa siora za ny tadidiko fotsiny de misy oe
tsiky be araiky tsy manandreny
tsy kivy, tsy kivy..
3. lembelo ( 05/07/2007 08:04)
Ao amin'ny Zomaré misy version originale (somary mikasosoka ilay kapila), fa feno na ao @ klipygasy , na dailymotion na you tube. Mahazotoa mihaino e (fa aza variana rehefa hita ireo)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0744