Katesizy!

1. ikaretsaka ( 15/06/2007 06:30)
nanontany ity zaza hadinina fanadinana alohan'ny hidirany @ dingana manaraka i mompera:

-Aminao ry zanako iza i Jesoa?...
-Zanak'Andriamanitra izy Mompera!
-Aaa Tsara izany ry zanako , mahay ianao! Moa fantatrao ny antony nidinany tety an tany?
-(nieritreritra kely) Amiko Mompera toa adalana ihany ny Azy
-Fa ahoana ry zanako?
-ka ny olona rehetra Mompera te hiakatra any amin'izany an-danitra izany aby, ny azy mifamadika fa izy avy any indray no nidina ! soa izy fa niakatra ihany avy eo!
novalian'i cutie ny 20/06/2007 00:23
2. lapino ( 15/06/2007 07:10)
3. Samoana ( 15/06/2007 18:37)
...(tohiny)

- Soa tokoa Izy ry zanako fa niakatra ihany hitondra an'i Mompera any an-danitra
- Misy tsy azoko Mompera...( mieritreritra elaela le zaza ).....isan-taona izany enao miaka-midina eo foana ?
- Tsia ry zanako.Izaho miakatra fa i dadapasy no midina matetika mamangy ny vady aman-janany !!!
4. cutie ( 15/06/2007 19:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. pissoa ( 15/06/2007 20:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. wooda ( 15/06/2007 21:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 16/06/2007 07:33)
mahita zavatra nareo kah ! :-D:-D:-D:-D
8. tslem ( 16/06/2007 11:09)
:-D:-D:-D
9. cbd ( 16/06/2007 11:32)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/hinhin.gif[/IMG]
10. sympa ( 16/06/2007 14:21)
=))=))=))=))=))=))=))
11. johnnyandri ( 19/06/2007 08:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. Samoana ( 19/06/2007 15:16)
:-$fa mbola mitohy le tantara....

Ren'i dapasy fa mifosafosa azy damôpr ka iny izy nitaraina t@ Atra. Nahasorena ity farany ity izany ka novoriany izy 2là
- Iray aminareo roalahy ihany no azoko atao bras droit afaka mitana ny fanalahidin'ny paradisa. Ka izao: hampanaoviko fitsapana ianareo ka izay mahery no fidiako. Asiako tady lavabe ankiroa mankany an-danitra ka izay tonga voalohany no voafidy. Izay manao fitenenana manafintohana na misy teny ratsy dia miverina "départ"
Dia samy velom-panantenana namokovoko ireto izy.
...Metatra vitsivitsy sisa de tonga i dadapasy. Nahita ny adverserany mbola ery ambaniny ery izy de tsy nahatam-bava fa niteny mafy hoe:
- " Tsy zakan'ny tsena ve ny rythme ry le be rebareba ity a !"
...( Kja!! Nidaraboka tery @ tany rapasy fa nanao fiteny tsy mendrika )...
Faly ery môpera no sady nahazo hery vao indray nahita ny zava-miseho. Sady mamokovoko manohy miakatra haingana izy no niteny hoe:
-Ka ahoana izany sady ho resy no mongo vody izany rapasy a !!
( Kdou ! dou! badaboum koa lery...):D
13. cutie ( 20/06/2007 00:23)
=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.22