iza no mba mahalala?

1. tslem ( 16/06/2007 06:08)
Hono ho ah, asa ianareo izay mba mahatsikaritra fa rehefa misy zavatra vidiana dia matetika ohatry ny misy "R" kely anaty boribory iny eny @ coin coin eny na sahala amzany.Inn kay no dikan'iny izay mba mahalala?
novalian'i sympa ny 19/06/2007 10:14
2. kelly13 ( 16/06/2007 06:51)
toa "marque déposée" no dikan'izy iny ra tsy diso za
3. Fiffi ( 16/06/2007 07:02)
heu....non kah ! "marque repère" io , taloha de io "R" io no nisoratra ..(mbola misy hiany hatram-zaoà de efa novaina ho "(@) somary misy flèche kely maintso2 io de ny dikany de " marque repère" (contribue à la valorisation des emballages ménagers)
4. tslem ( 16/06/2007 08:02)
kelly13 >>>misaotra akia nilaza izay mba hevitrindry a:-*
fiffi >>>hay ve zany e, tena tsy tao mitsy ah tamin'iny,misaotra betsaka :-*
5. Fiffi ( 16/06/2007 08:50)
tslem: heu..zay vao tena hitako akia an ! "recyclable" no tena dikany le "R" io an ! :):-*:-*:-*:-*
6. tslem ( 16/06/2007 10:21)
misaotra hatrany hatrany hatrany, io mitsy no tena nandrasako fa tsy dia nahafa-po ahy loatra ilay oe:
contribue à la valorisation des emballages ménagers fa voatery fotsiny ah nanaiky :)
7. sympa ( 16/06/2007 17:18)
=))=))
8. bazylou ( 17/06/2007 00:27)
aza mampiesona ry zareo a;;!! ry fiffi moa etsy andaniny manampy ihany.
Iny r ao anaty boribory dia midika ny hoe ""registered"" na ny hoe enregistré hoy ny frantsay , ary midika io fa voaaro eran-tany io marque io..
Ny enregistered dia any usa daholo no mivoaka enyfa na dia misy kely ihanya za any amin'ny firenena hafa!!:roll::roll::roll:
9. sitlo ( 17/06/2007 04:34)
Fiffi:
efa novaina ho "(@) somary misy flèche kely maintso2

marina ny an'i fiffi fa tsy io ilay nanontaniana

[size=20px]®[/size] ilay izy, na ny photoshop aza misy azy. Dia io an'i bazylou io no dikany. Fa saingy tsy enregistré izany no dikany amin'ny teny frantsay fa déposée araka ny notenenin'i kelly13.

ps: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/srigole.gif[/IMG] hoy i bazylou: enregistered
10. Fiffi ( 17/06/2007 05:25)
bazylou:

aza mampiesona ry zareo a;;!! ry fiffi moa etsy andaniny manampy ihany.
Iny r ao anaty boribory dia midika ny hoe ""registered"" na ny hoe enregistré hoy ny frantsay , ary midika io fa voaaro eran-tany io marque io..
=))=))=)) iza no mampiesona am-zao ry bazylou ? :-D:-D:-D mila mianatra kely ny dikan'io toi zany an ! :-D:-D:-D


11. sympa ( 17/06/2007 13:59)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lolmdr.gif[/IMG]
12. Fiffi ( 17/06/2007 20:50)
sitlo:

Dia io an'i bazylou io no dikany. Fa saingy tsy enregistré izany no dikany amin'ny teny frantsay fa déposée araka ny notenenin'i kelly13.
sitlo: non ! tsy zany ny dikan'io akia an ! fa "Recyclable" de novaina am le (@) izy zao !


13. pissoa ( 17/06/2007 21:01)
wikipedia:
The ™ symbol may be used when trademark rights are claimed in relation to a mark, but the mark has not been registered with the government trademarks office of a particular country or jurisdiction, while the ® is used to indicate that the mark has been so registered.

http://en.wikipedia.org/wiki/%C2%AE ny trademark !

http://en.wikipedia.org/wiki/Recycling ny resaka recycling !

Ery ambany be ery izao ohatra misy soratra hoe
Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc.,
14. sitlo ( 17/06/2007 21:36)

teny frantsay: http://fr.wikipedia.org/wiki/Marque_d%C3%A9pos%C3%A9e
marque deposee sy marque enregistree:
Dans le langage courant, ces deux expressions sont souvent utilisées l´une pour l´autre. Une marque déposée ne sera enregistrée que si elle a satisfait à un certain nombre d´exigences légales et que la procédure de dépôt a abouti. La date à laquelle la protection de la marque prend cours est la date du dépôt, pour autant qu’il ait été satisfait à un certain nombre de conditions légales.


dia ity ny logo isa-karazany amin'ny reciclabe
http://www.wasteonline.org.uk/resources/InformationSheets/Packaging.htm
fa saingy tsy hitako ilay arobasen-dry :oops:
15. sitlo ( 17/06/2007 21:40)
reciclable teny español :lol:
16. sympa ( 17/06/2007 23:58)
sitlo :arrow: Nga tsisy teny gasy =))=))
17. sitlo ( 18/06/2007 02:45)
ny atsika letsy tena mahakivy mihitsy indraindray fa ny renirano aza feno tavoahangy plastika, harona sase, ... Ny mpiasan'ny fivondronana foana no miasa mafy fa ilay vahoaka sasany tsy mivaky loha mihitsy.
18. pissoa ( 18/06/2007 04:14)
raha tsy diso zah ny PAPMAD namerina nanodina (sa inona ny dikany @ gasy) ... fa tsy haiko izay nahodiny na taratasy efa niasa ihany na hafa koa ! .... toa nisy Papier Recyclé taloha :-D:-D:-D
19. tslem ( 18/06/2007 05:42)
afa-po ô ! misaotra anareo retra retra, misôtra an pissoa sy sitlo koa na tsy hainay aza ny dikan'lé teny angalisy sy farantsay :-D
20. Fiffi ( 18/06/2007 13:23)
sitlo:

reciclable teny español :lol:
an ? nga tsy hoe "recyclable" ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1455