Ho an'ny Dada sy ny ho Dada rehetra

1. pissoa ( 16/06/2007 21:58)
Arabaina izay efa Ray sy mbola ho ray rehetra fa fetinareo hono androany ! Dia mirary soa ho anareo hatrany !

Tsy hadino koa ny Ray am-panahy :-*:-*:-*

novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:10
2. melody ( 16/06/2007 22:13)
Izay mahatsiaro dada rehetra izany dia raiso io HUG io ambony io dia ity ihany koa:



[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img100.imageshack.us/img100/6679/fathersdayif6.jpg[/IMG][/URL]
3. dongadonga ( 17/06/2007 04:07)
arabaina daholo ry papa rehetra eeh:-D:-D:-D
4. sitlo ( 17/06/2007 04:46)
5. Fiffi ( 17/06/2007 05:10)
Faly miarahaba ny Dada rehetra de ho tahian'Andriamanitra hatrany ! :):-*:-*:-*:-*
6. diamondra27 ( 17/06/2007 08:02)
iny Dada ô
nitondra gatô
.......


zay no mba hirahiranay fahiny.

Dia miarahaba anareo rehetra dada eto @ serasera e!
araroty dieny mbola misy fotoana azo iarahana @ fianakaviana fa ny anay ny dadanay efa nody mandry dia souvenir sisa...
Mirary mba ho tokantrano sambatra sy feno fitiavana hatrany anie ny tokantranonareo.

Dia mba mangataka mba tsy ho mamo lava fa zao gasy zao de malaza mihintsy fa mpisotro toaka gaigylahy.
Na dia kely ihany aza sisa ny dada tsy mpisotro toaka (mamo)dia mijoroa @izany hatrany e!

bizz mamy be doly:-*:-*
7. rafify ( 17/06/2007 08:35)
melody:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img100.imageshack.us/img100/6679/fathersdayif6.jpg[/IMG][/URL]



ampisotroin'i melody anireo de mety ho dozidozy dray zany androany ko:-D:-D:-D
8. nanoukely ( 17/06/2007 08:48)
Miarahaba ny Dada rehetra ko tratry ny fety
9. booboo ( 17/06/2007 09:01)
Arabaina aby ny efa dada sy ny ho papan-jaza atsy ho atsy ! Ho lava andro iainana, hombam-pahasalama hatrany ary hifanitra @ zanaka aman-jafy ny andriben'ny fianakams
:D
10. mandrindra ( 17/06/2007 09:41)
telina sy sitraka no atolotra anareo andriambavilanitra rehetra mitondra ny fiarahabana
11. Fiffi ( 17/06/2007 11:06)
Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy mitandro hasasarana
Tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an-janany

Dada be fitivana
Jiro nanazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao
Nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao

Ianao indrindra no nampianatra ahy
Hiatrika ny fiainako any aoriana
Niaritra ny mafy ianao
Tsy hisy hahasolo ny anaranao
Hitoetra ao am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra
O! ry Dada o! Tena tiako ianao

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Nitaiza sy nanalokolo
Eny, na dia fotsy volo
Zay nataony vokatry ny fo

Dada be fitiavana
Jiro nanazava ny fiainako
Nananatra, nampianatra
Nikolokolo fatratra
Fitiavana tsy takatry ny loha
12. sympa ( 17/06/2007 12:12)
Woooooéééééééé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG] tairo @ zay ary ny féty ééé Akaro ny vera ééé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/champagne-fete-2852.gif[/IMG] De tairo @ zay andihy ry Fiffi an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-danse-lunettes.gif[/IMG]
13. rakaroka ( 17/06/2007 16:32)
Dia Bise daholo ny dada tsy an-kanavaka e , sarotra hono ny fiainana ankehitrio fa samy ahaoitra izany dia ho ambonina @ izay iriana sy atao daholo e!
:-*:-*:-*
14. Fiffi ( 17/06/2007 16:51)
sympa: non !
15. pissoa ( 17/06/2007 17:11)
andray ! :-D:-D:-D
16. melody ( 17/06/2007 20:36)

rafify:
ampisotroin'i melody anireo de mety ho dozidozy dray zany androany ko

mailomailo indray anga rafify?:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 17/06/2007 20:37)
pissoa:

andray ! :-D:-D:-D
pissoa: ka zah akia tsy te-handihy koh ! :-D:-D:-D:-D:-D


18. sympa ( 17/06/2007 23:37)
Fiffi :arrow: eo tsisy anzany an :-D:-D Ndao andihy an [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/breack-dance.gif[/IMG] :-*:-*
19. niryna ( 18/06/2007 03:06)
http://www.katcaverly.com/mt-static/archives/images2/dad.jpg
http://cache.gifts.com/photos/H/F/T/B/HFTB27WCGRUEXY58DA5J_L.jpg
20. Fiffi ( 18/06/2007 13:06)
sympa: non !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1633