Ho an'ny Dada sy ny ho Dada rehetra
23. sitlo
(
18/06/2007 17:06)
Mba matotra reto rehefa mihomehy fa tsy azo mihitsy ilay resaka ah. Ohatra ny misy dadabe noely manao hip hop izany dia jereo eto jereo eto ... tena tsy azo mihitsy.
26. pissoa
(
18/06/2007 17:28)
sitlo tsy mahagaga raha tsy mahazo satria vao manomboka ny dinika dia :@ no atao 8O
tsy mendrika ny fiarahabana eto :-D:-D:-D
tsy mendrika ny fiarahabana eto :-D:-D:-D
27. sitlo
(
18/06/2007 17:32)
Io zama no atao hoe futura dada ah. Mijery ny fanaon'ny olona aloha vao mandray anjara.
Mandinika aloha vao mipataloha fa sao dia ny aoriana no lasa aloha.
Mandinika aloha vao mipataloha fa sao dia ny aoriana no lasa aloha.
30. Fiffi
(
19/06/2007 06:48)
pissoa:pissoa: ka zah hono akia de forcény handihy eo fotsiny klé ! :-D:-D:-D
Fiffi hoa =))=))=))
sympa: ka maninn zao raha tsy i pissoa no inviténdry handihy ? :-D:-D:-D io izy vonona an ! sa tsy zany akia ry pissoa ? :-D:-D
31. sympa
(
19/06/2007 09:38)
:^):^) Tairo ary ry pissoa de i Fiffi no atao eo ampovoany eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0003.gif[/IMG] =))=))