Saina Malagasy.

1. marozevo ( 16/06/2007 10:07)
Manakaiky ny fetin'ny 26 juin. Manomboka mikopakopaka izay angamba ny Saina Malagasy any Mcar. Ny tena moa Gasy Vao Tonga (GVT) aty France, ka mba hanontany an'izay rehetra afaka mamaly, na isika aty ivelany na ianareo any Mcar.

Azo atao ve ny mametraka Saina Malagasy eo am-baravarakely aty France na tany hafa ivelan'i Madagasikara ?
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:17
2. mandrindra ( 16/06/2007 10:49)
eto frantsa, azonao atao ny mametraka saina eo ambaravarakely raha toa ka tsy toerana maharitra. izany hoe mandritra ny andron'ny 26 jiona dia azo atao ny mampikopaka ny saina malagasy eo ambaravarakely.

ho ahy manokana aloha dia mikopaka ao antranoka mandavataona ny saina fotsy mena maintso. dia toy izany koa ny fiara, miravaka ny saina malagasy ny ahy.
3. mignone ( 16/06/2007 13:34)
ndrayyy , iny ndray no tsy hitako ry mandrindra :roll:
4. marozevo ( 16/06/2007 19:47)
Misaotra an'i Mandrindra namaly ny fanontaniana sy nanolotra temoignage. Porofon'ny fitiavan-tanindrazana izany.
5. Jeankely ( 17/06/2007 02:49)
Ok, marozevo an. Tsy GVT ianao fa TGV e, Okay. Sainantsiaka io ary mendrika raha manaraka antsiaka n'aiza n'aiza. Tandremo sao tsy mahay miteny Malagasy intsony ary manoratra ho an'ny Vazaha fa aleonay avy dia Vazaha mivantana=))=))=))
6. marozevo ( 17/06/2007 06:45)
Ny natahorako, ka nahatonga ahy nametraka fanontaniana, dia sao lazain'i Sarko manao "communautarisme" eo koo... Izao efa mazava fa misaotra anareo rehetra.
7. Jeankely ( 17/06/2007 07:32)
Marina izany e. Madagasikaran-tsika io na vizana na mahantra na ory e. Raha mahay isiaka manasoa azy fa miseho milay nefa paka-ta...=))=)).
8. Fiffi ( 17/06/2007 11:38)
9. marozevo ( 17/06/2007 20:56)
miseho milay nefa paka-ta... ??? !!!

Tsy misy resaka an'izany eto, Azafady kely Tompoko.
10. Fiffi ( 17/06/2007 20:59)
Jeankely:

Marina izany e. Madagasikaran-tsika io na vizana na mahantra na ory e. Raha mahay isiaka manasoa azy fa miseho milay nefa paka-ta...=))=)).
misy hoa olona de efa mitapy mintss an ! :evil:


11. Jeankely ( 18/06/2007 01:17)
Efa hita fa mitapy konga lainga. Politikana mitapy. hihihi=))=))=))no hazavaina amin'ny olona.=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0736