Fitiavana Ambony Ambany
1. dragon2madagascar
(
17/06/2007 10:37)
Salama daholo e!
mba te ampita vaovao fotsiny. Misy raki-kira hivoaka ao aoriana aho, mitondra ny lohateny he: "Fitiavana Ambony Ambany". ka ato ny hira an-tsary mamaky lay: http://www.dailymotion.com/dragon2madagascar , dia ato ny hira santionany: http://www.myspace.com/hamymalagasy
ka dia mijereva sy mihainoa finaritra avokoa.
sam'ho ela velona!

novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:56
2. Fiffi
(
17/06/2007 11:08)
dragon2madagascar: ela2 enao zay tsy hita an ! :) fa de mankasitraka hatrany an ! misaotra anao ! :) :-*=D=D=D=D=D
4. dragon2madagascar
(
18/06/2007 17:22)
Nikarakara an'ireo zavatra etsy ambony ireo e! tsy mora ny manao zavatra hoy ilay fitenenana izay fa ataoko fa tsy misy tsy laitra ny finiavana (@ ankapobehiny satria misy tsy vitany ihany...indrisy).
Mankasitra ka e!
Mankasitra ka e!
5. sitlo
(
18/06/2007 17:25)
hmmmmmmm, miandry an'ile raki-kira izany. Rakiki ve le mihira sa kakakakakaiamba?
6. sitlo
(
18/06/2007 22:29)
tsara kosa ilay hira kle hahaha dia tody lavitra be hono le fize :-D dia mila andehanana vam sy moto ary sarety mihitsy. :-D