midina faingana ianao ry anaka!

1. Bita ( 16/06/2007 23:24)
Nisy zazakely (7 taona) hitan'ilay Mompera nianika hazo. Rehefa nijery teny ambony ilay Mompera dia hoy izy t@ ilay zaza. Midina haingana ianao ry anaka. Ity ny vola 300 Ariary, mandehana mividy culotte haingana. Lasa nihazakazaka ilay zazakely nody ary nitantara t@ mamany, mama mama an! Nianika hazo aho dia hitan'ny Mompera ary nasainy nidina ary nahazo 300 Ariary hividianana kilôty hono. Nahare izany ilay mamany dia mba lasa nianika teny ambonin'ilay hazo koa satria (fantany fa @ io ora io no mandalo i Mompera): ary rehefa nijery teny ambony Mompera dia hoy izy koa: midina haingana ianao ry zanako. Maika ery Ramatoa nidina ary nanatena koa ahazo 300 A na mihoatra aza. Ary hoy izy ity 100 Ariary , mandehana ianao mividy lam:P:P:P:P:P:P:P
novalian'i sympa ny 18/06/2007 14:46
2. rafify ( 17/06/2007 07:28)
lam zilety analana kirihitrala :-D:-D:-D efa henoko io blgy talou fa mapy:-D fôna ny mahono azy=))=))=))
3. ainga ( 17/06/2007 09:51)
MISAOTRA E !:-D:-D:-D:-D

Fa lava hoho be ngaha ilay ramatoa...?:-D

Satria raha zavatra no nilaiana tapahana tsy nasaina nividy après rasage koa ve ?
4. Fiffi ( 17/06/2007 11:04)
:-D:-D:-D
5. sympa ( 17/06/2007 13:13)
=))=))
6. pissoa ( 18/06/2007 02:47)
:lol:
7. sympa ( 18/06/2007 14:46)
Sao de mba bist*ry no ilainy kle :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1619