feno zaza

1. bazylou ( 16/06/2007 23:09)
mirenireny hono ao MAda hoy i l'hebdo, , 2 000 000 hono ny zaza gasy tsy mianatra fa mitady vola ,; , mahagaga da ny ras hono no mapirisika sy manery azy ireo tsy hibosy intsony fa hivarotra kitay fandrehatra, ;;;:°):°)
novalian'i Bita ny 21/06/2007 17:48
2. Fiffi ( 17/06/2007 11:54)
tairo ny source bazylou an !
3. bazylou ( 17/06/2007 20:18)
jereo l'hebdo de madagasikara tamin'iny herinandro lasa iny fa gros titre sy sarin-jaza matory eny amoron arabe no titra ao
4. Bita ( 21/06/2007 17:48)
:oops::oops::oops: mampalahelo izany ka inona no hatao????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1273