ZAVA-BITA FA TSY WAWAWA
1. lagoon
(
13/06/2007 19:51)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/5757/portehoalajc5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img503.imageshack.us/img503/801/riotinto2dg6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/69/riotinto3lr9.jpg[/IMG][/URL]
Ny firenena tsy maintsy mivoatra sy mandroso.
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/671

répondu par Jeankely le 22/06/2007 07:46
3. lo
(
14/06/2007 01:42)
ie, mbola maquettes araky ny lazain'i pissoa. Sady tsy zava-bitan'ny fanjakana io rehefa tena tanteraka fa an'ny mpandraharaha vahiny, ny nanome alalana angamba no we zavabitany? sady tsy izy akory aza no nanome izay alalana izay satria efa taloha no nanomboka ny fanadihadiana rehetra (tany amin'ny taona 92 tany ho any), ary mbola tsy teo ravalo no efa azo ny permis environnemental, juste hoe nametraka le vato 1 no nataony...
4. Jeankely
(
14/06/2007 02:08)
Ny olombelona koa nisaina Andriamanitra vao nanao azy. Samy manomboka amin'ny "maquettes" na inona na inona. Izay manatanteraka ny asa no malaza ary efa fomban'ny tany izany. Izay no izy ary na OE OE na WAWAWA tsy izy tenany sahala ny taloha no manao heo "tsy hiala aho" fa izahay vahoaka manao hoe "miasa ary mananteraka sady efa nahavita io ary tsy miala". Mazava ve????
5. pissoa
(
14/06/2007 02:33)
:-D:-D:-D
Jeankely : hatreto aloha dia tsy izay nanao ny asa no nalaza fa izay "nametraka vato" :wink: Tsy fomban'ny tany io fa fomba hatramin'ny nitondran'i Ravalo.
Jeankely : hatreto aloha dia tsy izay nanao ny asa no nalaza fa izay "nametraka vato" :wink: Tsy fomban'ny tany io fa fomba hatramin'ny nitondran'i Ravalo.
6. Jeankely
(
14/06/2007 02:43)
Aiza ny vato. Rano maimbo sy maloto ary lalana lavaka ny teny "Nosy-be". Rehefa vita dia hoe tsy mbola manarapenitra io e, tsy tsara ny lalana e sns. Mazava fa tsy mitovy amin'ny lalana sy ny hita andafy io fa nefa tsy sahala ilay mifangaro ny hanina sy ny maloto. Dia ilay kely ananana no potehina ary misy may. Izany o hifampianarana eto ve??? Na tsy tsara aza ny vita dia tsy nahavita ilay teo aloha. Mivoatra miandala ny rehetra. Ny fanapaha-kevitra rehetra dia misy "Forces et Faiblesses" nefa eto dia tsy misy afatsy ny firesahana ny "Faiblesses". Aleo misy na tsy ampy aza toy izay tsy misy aminay olon-tsotra. ireo lalana vita rehetra ireo ve vato napetraka? Fa maninona no mandeha any ny Fiaranao sy ny havanao ary maka sary eny???
7. bozyboleta
(
14/06/2007 05:28)
Io na t@ andron'i jamba na t@ andron'i gema no novolavolaina, matoa tsy tanteraka de tsisy saosy zay.
Fa matoa zao vao atao de zay ny mpanambola vao mahatsiaro ho manana antoka fa ho vita tsara satria tsisy mpanodikondina sy mpihinambola eo; ary raha misy aza izany de efa siora fa tsy maintsy hifafa ny kihony ze manao ny tsy mety satria tsisy intsony izany tsimatimanota izany eto @ ty firenena ty.
Ze fôpla de tsy maintsy eny antanimora na ambalatavoangy e!

8. Jeankely
(
14/06/2007 05:45)
Aoka "bozyboleta" a, izaho "gema" fa tsy manao vinany e. Aleo tsy asiana resaka tarehy fa maty izaho e. Miasa izao ary mila missahirana vao mahavita zavatra. Jereo tsara fa raha mivoaka andafy ianao dia tsy raharahan'ny olona ny "Maitrise" ary tsy lazaina ho "Master" nefa mijery "dictionary" io no dikany. Rehefa hoe atao LMD dia raikitra ny "Grevybe", dorana ny rehetra. Amin'izao may ny Amphi Andrianjato Fianarantsoa dia iza no tsy hanana hianarana raha dorana daholo? Ilay mpanohitra sa ny mpianatra. Dory daholo rehefa samy tsisy loha fa misy andray anao betsaka andafy sady maharaka daholo ny volan'ny Ray amandreny. Izay no tsara amin'ny mpanao politika: Dory, azerao, poteho, dia aza misaina ny ampitso????
9. bozyboleta
(
14/06/2007 05:57)
Tena mifona jeankely fa tsy arako hoe "gema" enao a!
Fa le raikalahy taloha profesora "mitapi"-pahaizana iny no tiako lazaina.
:-D:-D:-D
Fa le raikalahy taloha profesora "mitapi"-pahaizana iny no tiako lazaina.
:-D:-D:-D
10. Jeankely
(
14/06/2007 06:03)
Izaho anie tsy tezitra satria "VOAJANAHAR" io e. Gema aho fa ny foko tsy Gema "Bozyboleta" aaa. Miasa isiaka vao mahavita fa tsy miandry angalatra volam-panjakana. Tsy hainao fa izaho mahalala olona feno Fiara-mpanjakana avy eo lasa tsy nisy intsony dia dia sahala ny kinaoly=))=))=)).Rakatry ny olona hoe Tia mbola hiverina hampiasa fananam-panjakana. Izay no ireharehana nefa miseho "Elite" amin'ity Teny Frantsay be. OWAOWAOWAwawa. Mitohy ny rangitra=))=))
11. bazylou
(
14/06/2007 12:06)
zava bita makety ve ?? tsssssss andana mirifatra e!! mbla pma ihany izy ao izao!!!:roll::roll:
12. lo
(
14/06/2007 17:10)
privé anie io e, tsy an'ny fanjakana ary tsisy volan'ny fanjakana na d kely aza, fa hireharehan'ny mpitondra nefa na d tsy nanao nininn aza izy
13. Zazala
(
14/06/2007 21:41)
Raha ataoko ny fandinihana, mbola WAWAWAWAWA io @ zao fa tsy zava-bita akory.
15. Jeankely
(
15/06/2007 07:20)
Na "Zazadala", na "Bazylou" na "Tezitra-po..y" tsy miala io ary President-nay io. Izay lazainy dia izay no Madagasikara fa tsy ny olona any Pararantsa no miseho milay. Miverena aty ialahy fa tapahanay ny lohan'ialahy. Mazava???
16. Kota
(
21/06/2007 11:23)
bazylou:
zava bita makety ve ?? tsssssss andana mirifatra e!! mbla pma ihany izy ao izao!!!:roll::roll:
Ny zavatra rehetra dia misy fanombohany ! ny sasany aza tsy mahavita maquette ! fa heverinao vitan'izay te-hanao koa ny maquette ? ny an-dramalagasy mantsy dia ny tonga dia vita ihany ! adala angamba ny ntaolo nanao hoe "ny erikerika mahatondra-drano" !!
17. xxx
(
21/06/2007 16:27)
ka izay no maha malagasy ny malagasy miandry tolorana tsy mahay mifanampy mikaroka izay ahasoa ny firenena fa mifampitondro molotra raiketina ny fialonana hoan'izay mba manao mba tantarao eto nandritra ny fitondrana lay raika lahy taloha iny 30 taona mahery raha tsy diso aho INONA NO VITANY ?
ampitahao amin'i PRESIDA R888888888
tsy mba hoe inona no tokony hatao mba ahavitana haiNgana izao ahazoantsika hiasa fa hoe RAHOVIANA INDRAY IO VAO VITA DE ETO DE ETO
ampitahao amin'i PRESIDA R888888888
tsy mba hoe inona no tokony hatao mba ahavitana haiNgana izao ahazoantsika hiasa fa hoe RAHOVIANA INDRAY IO VAO VITA DE ETO DE ETO
18. bidagda
(
21/06/2007 16:33)
tsy mety kosa boziboleta le gema satria ianao anie @ vazaha mba gema ko na somary marron na jaune ny lokon-tavanao, aleo lavitra manonona ny anaran'le ol na surnom toy izay gema
19. Jeankely
(
22/06/2007 04:32)
Izaho aloha dia mahafantatra ny tenako ho faran'ny ratsy tarehy ka tsy mbola niteny tarehan'olona aho ary tsy afaka miteny fa ny fitaratra no jereko dia ampy=))=)).
Fa ny resaka fifanajana dia tsisy fa nosimban'ny resaka politika. Raha ny tena izy dia hajaina daholo na ny lasa na ny eo antoerana saingy ny an'ny sasany aza ny zavatra ariana any @ WC no ilazany ny "President" amperin'asa sady ny ialahy tsy misy fijanonany. Dia asa ao aoriana angamba izay Mpitondra mifanesy sahala ny biby no hitondrana azy. Dia anjaran'ny tanora io fa hapetapetaho eo ny famingavingana fa ho avy koa ny anjaranao. Raha ny resaka "GEMA" indray tsy misy mahamenatra io fa ny olona avy Asie na Vazaha aza mbola be Gema nohon'ny Malagasy.=))=))

20. bidagda
(
22/06/2007 07:37)
tsy misy mahamenatra arakin'ny teninao ry Jeankely aleo hidaboka any zany, angamba misy michael jackson ato