Aleo ho any izany fa izay hampandroso resahana ary ity resaka "Grey Grevy" ity anie no tena nampianatra ratsy ny olona amin'ity tsisy fifanajana ity e. Rehfa mi-Grevy dia samy atao ialahy daholo na Filoha na Ministra na Directeur na inona. Avy eo mivadika ary lasa fahazarana ka na ompa na ialhy tsy misy mampiavaka ny tompn'andraikitra. Mba manaova ialahy "President" any Afrika na any @ tany Silamo fa mody any Ambondrobe.