Samoela

1. jex ( 13/06/2007 12:33)
Manao ahoana tompoko,
ary toa tsy ahitàna hiran'i Samoela mihitsy ato anty tranonkalantsika, misy antony manokana ve?
misaotra tompoko!
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 19:04
2. Fiffi ( 13/06/2007 12:37)
an ? :roll::roll::roll::roll: fa innn daholo ireo ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=13
3. Stretch ( 13/06/2007 13:01)

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/8979/ssamoelavaralila07xq9.jpg[/IMG][/URL]

k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
satria ianao toa tsy mamaly fitia
raha toa tsy kopy aho angamba de tany
soa ihany aho fa tafa e!....


Izy hono tsy hitady e !
Fa misy mba manomé fotsiny ve ka mba ho aiza :wink:
4. ratonga ( 13/06/2007 13:02)
ouay letia!!!:lol: kay vraky b le samoela klé, ary dalilà vé mbô misy ô!!!!=))=))=))
5. Stretch ( 13/06/2007 13:17)
inn ko zao ny matapatsinay an ratonga eo :roll:
6. Fiffi ( 13/06/2007 14:10)
jex:
Manao ahoana tompoko,
ary toa tsy ahitàna hiran'i Samoela mihitsy ato anty tranonkalantsika, misy antony manokana ve?
Stretch: ka raha jerena kosa akia ny hira rehetra ao de tena bobaka beeeeeeeee mihintsy an ! de zah koh aza sady :roll::roll: no =))=))=)) nahita an'le dinika koh !
ratonga::*:*:*:* de aza mi-=)) be loatra toi fa so de marary kibo eo an ! :-D:-D:-D:-D:*


7. ratonga ( 13/06/2007 14:19)
:lol:
8. Fiffi ( 13/06/2007 14:31)
9. sitlo ( 13/06/2007 15:24)
Aza fantatro anie ny telefoninao iny eh
fa andaniako 25 unite amin'ny telecarpa
10. Fiffi ( 13/06/2007 15:47)
Stretch: tsy azondry ve le mapi-=))=)) am io akia ?

samson et dalilà ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. ratonga ( 13/06/2007 15:53)
:wink::*:*:*
12. Fiffi ( 13/06/2007 16:52)
hihihihi :) :*:*:*:*

de inona akia ny hira hain'toi am-ireo ?
13. ratonga ( 13/06/2007 16:52)
jex:

Manao ahoana tompoko,
ary toa tsy ahitàna hiran'i Samoela mihitsy ato anty tranonkalantsika, misy antony manokana ve?
misaotra tompoko!


reto ko vraky b http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/Samoela+/1 !!!d mahaiza mifidy sy mifantina !!!
14. Fiffi ( 13/06/2007 16:54)
anjekaky ooo :{:{:{ tena bdb marina....
15. booboo ( 13/06/2007 17:06)
Misy hirany vaovao miakara @ Princio sy Rah-Ckicky iny milaaaaaaaaaay beeeeeeeeeeee : "Kristy".
o^oo^oo^oo^o

"Fa zanaky ny tena henjana Izy e
Lay tompon'ity tany 'ty
Zanaky ny tena ady klé
Fa ni-sakr ho antsika ety
Taona aotra² tao Jodia
natsangan'i Zozefa sy Maria ô
Raha nanan'karam-panondro Izy e
Dia nisy soratra hoe Kristy"

hu hu hu

16. mandrindra ( 13/06/2007 17:50)
booboo, tsara io hira io ka.
president, io hira mahafianritra ahy be mahitsiny
17. karinah ( 13/06/2007 19:23)
ny ahy koa le president tiko be (l):-D
18. Fiffi ( 15/06/2007 05:07)
jex: hitan'toi daholo ireo ? :)
19. mandrindra ( 15/06/2007 16:00)
karinah, inay any aho ilay president eeee:wink:
20. Stretch ( 15/06/2007 16:10)
de aiza zao jex am zao , sa lany nanasana vodivilany daôly !

:{:{ tsy tiko mintsy reo mpangataka hira de any de tsita reo an !
tena mila ho tezitra mintsy a zany 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594