Samoela

21. Fiffi ( 15/06/2007 17:11)
Stretch:
:{:{ tsy tiko mintsy reo mpangataka hira de any de tsita reo an !
tena mila ho tezitra mintsy a zany 8-)
zah njay akia rehefa manomé tononkira eto de any am hafatra ry zareo no misaotra an ! heu....tsy izy rehetra fa mba misy hiany eh !


22. Stretch ( 15/06/2007 18:43)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/rose-rouge-ouvre.gif[/IMG]

za klou de miaiky andry miiintsiny ry fiffi an !
am le fandikana hira ,
fa misaotra e !
na tsy mpangataka aza a !:°)
23. Fiffi ( 15/06/2007 19:04)
Stretch: fa à 90% angamba de ny mpangataka tononkira eto de tsy hita intsony....tsy fantatra na mba afa-po na tsia zareo....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1051