Firy taona i Lanto?

1. niryna ( 10/06/2007 22:36)
Aza maka kahie na taratasy hanoratana a.Tonga dia ataovy kajy an-kandrina:roll::D

Avo roaheny ampiana fito ny taonan'i Lanto no taonan'i Jaona.
Raha 19 taona i Jaona.Firy taona izany i Lanto?

Mora kely aloha io fa mba fandaniana andro fotsiny e.
novalian'i niryna ny 17/06/2007 06:51
2. pissoa ( 11/06/2007 00:41)
50 taona hono i Lanto : http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=lanto ny fanazavana :oops::-D
3. pissoa ( 11/06/2007 00:42)
Oops, 60 ny tiko nambara :oops::-D:-D:-D
4. liba ( 11/06/2007 05:27)
45 taona izy izany, 19 x 2 + 7
5. ari.malala ( 11/06/2007 11:41)
pissoa :-D:-D:-D
6. booboo ( 11/06/2007 11:58)
Pissoa > :-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 11/06/2007 12:17)
hihih mifamadika le konty ny pissoa

diviser le izy fa tsy multiplication :wink:

liba: diso koa io

x = âge

X² + 7 = Tj()taona ny jaona
si Tj =19 ?
Tl= ?

x²= Tj- 19-7
x²=12
x= racine carré de 12
x = racine carré de 4x3

x= 2 racine carré de 3
8. diamondra27 ( 11/06/2007 12:21)
sa 6ans?
raha oh ka (2 fois)+7 =19 Fa tsy x²
9. tisera ( 11/06/2007 14:24)
:):{:{ fanina ihany aho raha diso ny 45 fa ny ahy izao dia io koa no noheveriko ho valiny faharoa aorian'ny an'i pissoa :wink:
10. xxx ( 11/06/2007 16:42)
tsy mahay calcul sa tsy mahay teny gasy daholo ireto olona ireto ???

6 ans
19 - 7 = 12
12/2 = 6
11. diamondra27 ( 11/06/2007 16:46)
xxx: sady tysy mahya calcul no tsy mahay teny gasy
abo roaheny zao de x² tamiko nefa kay x2 le izy

fa tsy nijery sopapako tetsy ambony ve ise e?:-P:-P:-P
12. diamondra27 ( 11/06/2007 16:47)
somary titiko le complication kely de asiana racine carré aloha :wink:
13. diamondra27 ( 11/06/2007 16:50)
raha lanto ny RVG aloha de tsy Lanto no fiantso azy fa lanto e:oops::oops:

firy taona tokoa moa izany zao i lanto
sa we firy ny bizoroka azon'i lanto

avo 3 heny ny aan'i ftma aampiana firy zao le score ao :-D:-D:-D
14. niryna ( 12/06/2007 17:13)
Raha atao hoe Lanto = X taona
Jaona = 2X+7
Voalaza anefa dia Jaona dia 19 taona
Noho izany 2X+7 = 19
2X= 19-7
2X= 12
X= 12/2
X= 6
Valiny
Lanto izany dia 6 taona

Misaotra antsika rehetra nandray anjara
15. diamondra27 ( 12/06/2007 22:54)
hay mba mahay manisa ihany kay za fa tsy nanadino:oops::oops::oops:

Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:21:19
Lohateny : Re : Firy taona i Lanto?
sa 6ans?
raha oh ka (2 fois)+7 =19 Fa tsy x²


de inona no loka azo aloha ry nyrina a!
16. sitlo ( 12/06/2007 23:43)
Ohatra ny diso ny lazaolana, tokony hoe:
Avo roa heny ampiana 7 amin'ny taonan'i Lanto ny taonan'i Jaona.
17. diamondra27 ( 12/06/2007 23:54)
sitlo:

Ohatra ny diso ny lazaolana, tokony hoe:
Avo roa heny ampiana 7 amin'ny taonan'i Lanto ny taonan'i Jaona.



samy hafa zany e!
raha io ndray izy de valiny hafa no omena ka!
18. pissoa ( 13/06/2007 00:21)
xxx:

tsy mahay calcul sa tsy mahay teny gasy daholo ireto olona ireto ???

6 ans
19 - 7 = 12
12/2 = 6



tsy mahay calcul :oops::-D
19. xxx ( 13/06/2007 09:21)
Teny gasy no hitako tsy azonareo ka
omeo @ version teny frantsay na teny anglisy anie io ry niryna fa hain'ny rehetra e

diams >>> tsy nijery soupape izany aho, sady tsy nanao formule maths be ohatran'io ataon'i niryna io, tsy nampiasa taratasy

20. pissoa ( 13/06/2007 17:11)
efa hoe calcul :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5016