Firy taona i Lanto?

21. niryna ( 14/06/2007 04:20)
diamondra27:

hay mba mahay manisa ihany kay za fa tsy nanadino:oops::oops::oops:

Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:21:19
Lohateny : Re : Firy taona i Lanto?
sa 6ans?
raha oh ka (2 fois)+7 =19 Fa tsy x²


de inona no loka azo aloha ry nyrina a!




:*:*:*:* ho antsika rehetra
22. niryna ( 14/06/2007 04:23)
xxx:

Teny gasy no hitako tsy azonareo ka
omeo @ version teny frantsay na teny anglisy anie io ry niryna fa hain'ny rehetra e

diams >>> tsy nijery soupape izany aho, sady tsy nanao formule maths be ohatran'io ataon'i niryna io, tsy nampiasa taratasy




Angaha adinonareo ny fanaovana regle de trois? Tena am-piasaina amin'ny fiainana an-davanandro io.Dia mitovy amin'izany ihany koa io nomeko io ka:*
23. bazylou ( 16/06/2007 23:59)
6*2+7=19, valiny 6! :-D:-D:-D
24. niryna ( 17/06/2007 06:51)
bazylou:

6*2+7=19, valiny 6! :-D:-D:-D


:*misaotra fa marina io.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2134