I Mamolava natao mpitantana...afara any tsy teky rano
1. menalamba
(
10/06/2007 09:20)
Tssww...mamwàaa oàh ,tsy maamo ah!Na ny perzidà any amin'ny tany andalam-
pandrosoana aza tsy mamo am-perin'asa toy itony
http://www.youtube.com/watch?v=14u344915
pandrosoana aza tsy mamo am-perin'asa toy itony
http://www.youtube.com/watch?v=14u344915
novalian'i menalamba ny 14/06/2007 16:49
2. menalamba
(
10/06/2007 09:23)
Averyko eto ilay izy fa angamba efa tratry ny sivana
http://www.dailymotion.com/relevance/sea...
http://www.dailymotion.com/relevance/sea...
3. menalamba
(
10/06/2007 09:27)
Tena voafafa daholo ilay izy ray olona ,mafy be izany sivana aty izany,manandra
na farany aho
http://mustweb.canalblog.com/
na farany aho
http://mustweb.canalblog.com/
4. ainga
(
10/06/2007 11:49)
iity ve no tian'i menalamba aseho ?
http://www.youtube.com/watch?v=I4u3449L5VI&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Elemonde%2Efr%2Fweb%2Farticle%2F0%2C1%2D0%402%2D3220%2C36%2D921248%4051%2D912509%2C0%2Ehtml
http://www.youtube.com/watch?v=I4u3449L5VI&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Elemonde%2Efr%2Fweb%2Farticle%2F0%2C1%2D0%402%2D3220%2C36%2D921248%4051%2D912509%2C0%2Ehtml
5. Fiffi
(
10/06/2007 12:23)
heu.....aleo hiany mitandrina satria inona nefa no tsy vita sy azo inventéna am ireny vidéo ireny ?
http://www.youtube.com/watch?v=haFdXeEPBcU&mode=related&search=
nefa raha jerena indray io vidéo io de raha mamo ve izy de ahavita milaza an'zany rehetra zany ?
http://www.youtube.com/watch?v=haFdXeEPBcU&mode=related&search=
nefa raha jerena indray io vidéo io de raha mamo ve izy de ahavita milaza an'zany rehetra zany ?
6. Fiffi
(
10/06/2007 16:03)
-aza mba minomino foana an'zany ry zareo an ! tsy hoe pour an'i Sarko zah fa président vao lany teo ve izy de hanao an'zany ?
-raha sanatria ka marina io de efa tsy hay intsony ny sanction azony !!
-raha sanatria ka marina io de efa lasa indray ny manifestation hoe "alao teo io sarko io fa indigne d'être un président"
-sady raha aty frantsa aty no misy an'zany de efa tsy teo am-toerany intsony izy zao ! ça ! c'est sur !
7. marozevo
(
10/06/2007 16:33)
Henoy tsara kosa eh... Ao amin'ilay jerena eto fahefafatra misy hoe : "Aparemment, ils n'ont bu que de l'eau". Henoy indray mandeha ange e.
11. sipagasy
(
10/06/2007 19:35)
mmhhh na mamo aza anie rehefa mitana ny hevitrao ianao dia tsy miova e! sa tsy mamo tsara aho t@ iny?? hihihi:-P
12. votavmout
(
10/06/2007 19:54)
ka io bandy io anie nilaza fa tsy misotro alikaola hono izy. Na divay aza hono ! Ny hoe mamolava angamba aloha dia tsy marina fa toa tsy nahazaka vodka angaha ilery... ^^ Sa ahoana ?
14. sitlo
(
10/06/2007 23:40)
:-D, za aloha tsy mino hoe mamo fa na dia izany aza mapme, alors y a-t-il des questions? :°) :-D
17. marozevo
(
11/06/2007 22:26)
Kay ve lasa resaka hatsikana no eto le aza ah ! Tara indray aho tamin'iny.
18. sakaizakely
(
11/06/2007 22:47)
hafahafa koa ny aingan'i sarko, kara badalela izany :-D:-D:-D
za koa karan'io rehefa nahazo sauternes 1 vera fotsiny efa sangodimpanina sy raikidela sahady :-P
ary ngodé nomen'i poutine cocktail au polonium 210 koa ary lery ? mody nataony hoe sans alcool hoatran'ny nanaovany an'i Litvinienko
de ho lasa solabe koa sarko rahampitso :{:{:{:{

19. bozyboleta
(
13/06/2007 06:52)
Le lohateny koa aloha tena favy e!!!
Sô de mbô nataon-dry zalà bizotazy aza lery satria moa iny no fihaonan'lery vonalohany t@ mpanao gazety...
Le pôziny tô te-handrezatra tô te-hidegôba tô tsôkahana ôtran'ireny tena doara reny mitsy koa de matsikaiky=))=))=))

20. ainga
(
13/06/2007 15:05)
Feon-dakolosy hafa indray ity : vakio tsara anie ny andian-dahatsoratra roa farany e !
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3234,36-922637,0.html
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3234,36-922637,0.html