mitsonika-aminao
1. ratonga
(
09/06/2007 19:55)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Erick%2Bmanana/video/x1skqd_erick-manana-mitsonika-aminao
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 17:15
2. Fiffi
(
09/06/2007 20:09)
ratonga: hummm....mitsonika am-iza njay hono toi zany ? hihihihihi vazi2 akia io fa misaotra nizara an ! hummm....milay an ! tiako be io hira io...(dans un coquillage)
5. sitlo
(
09/06/2007 22:26)
ny anay aleonay mijery imagine fa ilay eric mananina malazo be, ohatra an'ireny zava-maniry voan'ny entona mafana ireny.
fa samy manana ny tiany moa ka dia atao ahoana.
fa samy manana ny tiany moa ka dia atao ahoana.
6. Fiffi
(
10/06/2007 12:29)
sitlo:dainnn koh toi an ! :roll:
ny anay aleonay mijery imagine fa ilay eric mananina malazo be, ohatra an'ireny zava-maniry voan'ny entona mafana ireny.
9. melody
(
10/06/2007 14:14)
ratonga: tandremo sô variana manonofy ao ary maheno io manja be io:-D:-D:-D misaotra nizara t@ namana rehetra e!:-*:-*
19. sympa
(
10/06/2007 18:21)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-fume-cigare.gif[/IMG]
