mitsonika-aminao
43. Fiffi
(
11/06/2007 20:10)
sa matahotra ny hitsonika am melody d'amour eo toi ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
44. ratonga
(
11/06/2007 20:48)
oka re ry fiffi so tapa=))eo vô loza:-D:-D
tena tsy ratsy lé "melody d'amour"=D=D=D
tena tsy ratsy lé "melody d'amour"=D=D=D
45. melody
(
11/06/2007 21:42)
inn indray ary ity melody d'amour nareo ity ry Fiffi:-D:-D:-D manjary tapaka eo ny tsinainy ratonga an!:wink:
46. ratonga
(
11/06/2007 22:27)
odoie:-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ny%2BNanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ny%2BNanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
47. Fiffi
(
12/06/2007 06:51)
"ratonga":dainnnn koh toi an ! nefa de hoe:
oka re ry fiffi so tapa =))eo vô loza:-D:-D
"ratonga":tratra hiany anié eh ! humm.....:-D:-D:-D
tena tsy ratsy lé "melody d'amour" =D=D=D
melody: heu....hitandry io fa tena mazava be kosa an ! :wink::-D:-D:-D
51. Fiffi
(
12/06/2007 09:38)
"ratonga":humm.....io ary hoa fa tratra hiany anié hoa eh ! de mody hoe nanodina an'le teny eo an ! nefa jereo io ambany io indray ! :-D:-D:-D:-D:-D
fiffi> ka tsy ratsy kosa anie le nanodinanao lé frazy é
52. ratonga
(
12/06/2007 10:47)
fiffi: :-D:-D:-Dary tena mahay mampiresaka mitsy droky an!!!:*miodikodina an http://www.dailymotion.com/relevance/search/thiera%2Bbruno/video/x1knkg_thiera-bruno-mila-namana :-*
56. Fiffi
(
12/06/2007 13:03)
"rafify":hummm....sao de ahitako angano am "soffia" eo io an ! :wink::-D:-D:-D
Fiffi:*
ratonga: Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !
hummm......:*:*:*
57. ratonga
(
12/06/2007 13:21)
fiffi: ra mbola misy d hitondrako bdb indry :*:*:*:* http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xftix_mahaleo-raha-mba-manan-elatra
60. Fiffi
(
12/06/2007 15:42)
Mandray ireo tananao aho dia
Manantona ny tratranao aho dia
Mamihina ny fonao aho dia
Manao veloma indray
Teo andrefan-tanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Nanaraka azy teo aho dia
Nidify tamin'izay fa
ratonga: humm....:*:*:* ity ny an'toi...
http://www.dailymotion.com/relevance/search/eric%2Bmanana/video/x202gp_eric-manana-tsy-ferana
melody: fa misy innn akia ? :-*:-*:-*
Manantona ny tratranao aho dia
Mamihina ny fonao aho dia
Manao veloma indray
Teo andrefan-tanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Nanaraka azy teo aho dia
Nidify tamin'izay fa
ratonga: humm....:*:*:* ity ny an'toi...
http://www.dailymotion.com/relevance/search/eric%2Bmanana/video/x202gp_eric-manana-tsy-ferana
melody: fa misy innn akia ? :-*:-*:-*

