mitsonika-aminao

61. ratonga ( 12/06/2007 16:02)
fiffi: tena mlay b le tsiferana hummm...:*:*:*:*
62. Fiffi ( 12/06/2007 16:39)
ratonga: humm.....:*:*:*:* ity njay ny an'toi
http://www.dailymotion.com/relevance/search/eric%2Bmanana/video/xgmla_eric-manana-izay-ratranao-dia-ferik
63. melody ( 12/06/2007 17:28)
rafify: be ilay hiram-pitiavana mandé eto dia malahelo ilay olo-tiako aho e:wink:
Fiffi: tsy maninn akia zà a, tandrifindrahona kely fotsiny e...:) dia ampy
64. Fiffi ( 12/06/2007 20:22)
melody: :-*:-*:-*:-*:-*[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]
65. melody ( 12/06/2007 20:39)
m'ci Fi:-*:-*:-*
66. Fiffi ( 13/06/2007 05:52)
:):-*:-*:-*:-*
67. rafify ( 13/06/2007 07:00)
melody:
be ilay hiram-pitiavana mandé eto dia malahelo ilay olo-tiako aho e

f'anga tsy eo akaikinao eo izy no malahelo:-*
68. Fiffi ( 13/06/2007 07:45)
69. melody ( 13/06/2007 12:33)
rafify::-$:-D:-D
70. Fiffi ( 13/06/2007 12:35)
ratonga: henoy angé ity an ! :*:*:*
http://www.youtube.com/watch?v=a9n21JsIchY
71. ratonga ( 13/06/2007 12:56)
fiffi: mampi:-Dko ry zàla an!! fa tsy atakaloko lé 1terpréty iray henoko alina izay:wink::*:*:*
72. Fiffi ( 13/06/2007 14:04)
ratonga: :*:*:* ountssss le nivalana iny ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
73. ratonga ( 13/06/2007 14:25)
fiffi::*:*:*zah alou tsy naheno hira nivalana zany, feo mampitsonika ngà:lol:
74. Fiffi ( 13/06/2007 14:30)
ratonga: :*:*:*:*

Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny ! hihihihihi :)
75. mandrindra ( 13/06/2007 15:09)
dia iza hono nandraoka an'ilay nitsonika?
76. Fiffi ( 13/06/2007 15:48)
heu...aleo i ratonga no hamaly azy...:-D:-D:-D
77. ratonga ( 13/06/2007 16:09)
zah lou mandraoka ze mitsonika amiko fa ny loza d zah ko mitsonika d samy miraradraraka eny zany ny farany:-D:-D:-D
78. Fiffi ( 13/06/2007 16:54)
:-D:-D:-D:-D
79. mandrindra ( 13/06/2007 17:52)
dia mihomehy fotsiny i fiffi fa tsy mba mandraoka akory:wink:
80. Fiffi ( 13/06/2007 19:10)
mandrindra: heu....ka ny anaha tsy raofiko zany fa toundé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0002.gif[/IMG]:wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103